fomba fijerena sary
1. fanaina
(
27/05/2007 08:01)
ory zareo hoa!! ny filaharany ilay sary mihintsy ve no efa tahaka izany sa ahoana fa mitady hireo sary hita teo aloha ho tsikeraina dia tsy hitako!!
lasa sarotrarotra aminko ilay mijery azy.
lasa sarotrarotra aminko ilay mijery azy.
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 15:09
2. hery
(
27/05/2007 09:17)
Ie, misy an'ilay lien hoe Tsindrio eto raha hijery ny lisitry ny sary rehetra rehefa mijery sary.
Mbola misy mifangaro kely fa radem amboariko
Mbola misy mifangaro kely fa radem amboariko
3. tess
(
28/05/2007 08:29)
otran'ilay taloha no tsara tonga dia ilay sary vaovao no hita sa??????:wink:
4. tess
(
28/05/2007 08:30)
ny tiko lazaina hoe izay sary vaovao no apetaka ao amin'ny page d'acceuil, fa ilay sary iray farany ho an'ny namana rehetra no hatao ao amin'ilay hoe jereo eto......:wink:
5. Aino
(
28/05/2007 09:27)
hery oui ka efa nandramako fa tsy nety ko, izany hoe mivoa fa tsy tahaka ny teo aloha.!!!
7. tess
(
29/05/2007 15:47)
hery: hihihi.....marina izany fa ny tiko lazaina tamin'iny hevitra iny hoe: ferana ny sary ampidirina fa mis tonga dia mampiditra sary fenina hatramin'ny folo dia mamizana be ny mijery azy:wink:
9. hery
(
30/05/2007 09:36)
tess> taloha sary 5 ihany no azo nampidirina. Fa nitovy ihany ny resultat. Fafainy dia ampidiriny indray fa te ho ao amin'ny page d'accueil @ sary rehetra izy.
11. miavaka
(
09/06/2007 14:35)
Ahoana kay ny fomba fijerena sary fa tsy haiko mihintsy
Mijery sary za dia tsy mipoitra mihintsy ilay sary
Mijery sary za dia tsy mipoitra mihintsy ilay sary
12. Fiffi
(
09/06/2007 15:09)
eo am fanoloram-pejy enao de etsy ankavia misy soratra hoe "sary rehetra" de io no klikéna....(page d'acceuil)