nampiditra hira, tsy fantatro isa aho, andro vitsivitsy lasa izay kanefa hatramizao mbola tsy nivoaka foana na dia eo aza lay hoe miandry kely aloha vao havoaka ny hira nosoratako...Taloha anefa toa tsy miandry ela izany akory dia tafavoaka ny hira nadikako o :o