baibolista na tsia : aretina mikiky

21. cutie ( 30/05/2007 23:40)
zina ie hoy njy
ka samy hifampiandry eto zany fa mbola lavitra ny lalana e :-D
22. ikaretsaka ( 31/05/2007 00:48)
za ve no jamba ry laza sa ianao no nataony satana nahita azy foana?
23. pissoa ( 31/05/2007 00:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
24. LazaDaddy ( 31/05/2007 01:32)
ikaretsaka> toa sady jamba ianao no ampian'Andriamanitra ahita ny teti-dratsin'i Satana foana aho :)
25. pissoa ( 31/05/2007 01:40)
:-D:-D:-D:-D:-D
26. cutie ( 31/05/2007 01:53)
i LD sy IKa alou de mbola tsy niainga akory :?
27. pissoa ( 31/05/2007 01:55)
hi hi hi
28. cutie ( 31/05/2007 01:57)
ary nga njy ry pissoa tsy matory :roll:
29. pissoa ( 31/05/2007 02:06)
njy zao no tokony mandeha matory amizay ... aty aminay efa ho maraina ny andro :-D:-D:-D
30. cutie ( 31/05/2007 02:08)
marina zany:-D
31. ikaretsaka ( 31/05/2007 05:27)
LazaDaddy:

ikaretsaka> toa sady jamba ianao no ampian'Andriamanitra ahita ny teti-dratsin'i Satana foana aho :)

Amiko
toa tsy ny teti-dratsiny loatra ihany no hitanao fa izy mihitsy ko.. dia asainy mifantoka tsy hjijery afa tsy ilay teboka 1 eo amin'ny voamasony ianao!
aleoko jamba fa mahafantatra ny manodidina ahy sy ny asan'andriamanitra eo anivoko kosa toy izay omena maso sy saina natao hahafantatra nefa tsy te hahalala afa tsy boky nadika tteny k anodisoina sy nampiana na nanesorana hevitra mba tsy hivelaran'ny tontolom-pinoako ankoatran'io!
sady ny vao mainka ratsy.. dia ilay vao mainka ampian'i satana hery koa hanapoizina ny manodidina mba hisaina toy izany!:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2205