Sarobabay ka izay voa aza tezitra

21. ikaretsaka ( 03/06/2007 11:30)
Niryna> efa nomeko reference bedebe ianao.
Raha manam-potoana ka te hijery movie na maka any @ Blockbuster na netflix dia andramo alaina i ireto film ieto:
-black robe
-Le mission.

dia hitanao aby ny hoe zezoita sy ny zao zao zao anontanian'i prime io
22. prime ( 06/06/2007 11:12)
mandefitra:
Nihaino Izy ka, satria nirehitra le jiro.
Eritrereto hoe niaranirohotra nitady vahaolana hamerenana le jiro daholo ny mpianakavy, tsy nifandona vakiloha tao ve? ary raha hoe tsy nihaino vavaka ny Tao AMbony, mety main'ny courant tao raKatolika hehehe
Io ohatran le hoe marary ny zanakao,de nivavaka ianao hoe Andriamanitra o, sitrano ny zanako, nefa tsy nahandry fa nankany @ dokotera ihany.SItrana le zaza de hoe tsy namaly vavaka ANdriamanitra ve fa dokotera no nanasitrana azy? Dokotera nitsabo, Jesosy nanasitrana
... mitovy hevitra tanteraka ny tenanay...

Ika> fa izay indrindra no mahasamihafa ny fanomezam-pahasoavana ka tsy hanamarinan-tena na hiavonan-kevitra ho manana ny marina na finoana mihoatra noho ny hafa... rehefa izay no fanomezam-pahasoavana an'ny zezoita dia tsara izany fa aza adino fa raha tsy nisy nivavaka tokoa tao na ilay fusible aza mety tsy nahita ary raha nahita aza mety ho may tao ihany koa tamin'ny fanoloana raha tsy Andriamanitra no miahy ny asa sy ny finoana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1502