tsapatsapa vodiakoho
21. mits
(
27/05/2007 10:10)
stylo> tena resy lerony e! sniff snifff
@ heritaona njay!! lasa tsy te hijery tsony za!
slt ialahy klou e
@ heritaona njay!! lasa tsy te hijery tsony za!
slt ialahy klou e
24. sitlo
(
28/05/2007 18:19)
Ohapitenenana iray: tsy tadidiko hoe firenena aiza.
"Quand j'ai eu raison, personne ne s'en souvient. Quand j'ai eu tort, personne ne m'oublie".
fifty fifty, fa le t ihany no voakozy. :-D
"Quand j'ai eu raison, personne ne s'en souvient. Quand j'ai eu tort, personne ne m'oublie".
fifty fifty, fa le t ihany no voakozy. :-D
25. Stretch
(
28/05/2007 18:36)
manapahaizana:
"Quand j'ai eu raison, personne ne s'en souvient. Quand j'ai eu tort, personne ne m'oublie".
fa io lesy de tena mitombina fôna marina a !
zany we miaina am tontolo negatif e !
atao aôna.
28. anjaran3
(
01/06/2007 04:52)
efa tsy rariny mihintsy izany ataonareo izany ry sitlo,tsy voantelina ve lesy ilay gateau nohaniko raha vao nanokatra an'ilaysite
29. takemotra
(
14/06/2007 12:42)
Sitlo tsy mety misokatra ilay jereo eto .... jereo eto. Zah nefa liana be. Inona moa ny tsapatsapa vodiakoho............ Tandremo ary tsy hirakitra eo koa an