Ny sary hapetrakiny vehivavy

21. karinah ( 24/05/2007 13:54)
lol ,

diam : ary raha fotogenika be ftsn ilay oul fa refa realy mapistoka :?: lol
22. xxx ( 24/05/2007 14:15)
karinah:
diam : ary raha fotogenika be ftsn ilay oul fa refa realy mapistoka :?: lol
inona ary ty?


23. xxx ( 24/05/2007 14:40)
diamondra27:


de le manova sary kosa tsy mety raha tsy zany de diso fanantenana eo ze olona te-hihaona aminao de tsy poinsa hihihii



hay ve ilay ilay tanjona e, ho poinsa
24. sitlo ( 24/05/2007 15:04)
Tarehy sy bika nge ka tsy dia ilaina eh, tombotsoa kely fotsiny iny. Tsy hitako izay antony anaovana an'izao sy itsy rehefa izay no anao.
Nareo ve raha misy kofa bogany be eo dia mieritreritra hoe gasy ka manja. Nefa avy eo kay vary 30kg tsy voafindra any ambony trano. :-D
Na hoe sipa manja be kay mihodina be. :^) Asakasakareo izay te :* moa koa. :-D, misenina tss:-D
25. karinah ( 24/05/2007 15:13)
sitlo: tombon-tsoa kely ftsn ah:?: :-D

:roll:de firy kg izao ny zakan'i rabokona?:°)
26. karinah ( 24/05/2007 15:14)
:oops:ny vary:oops::°)
27. xxx ( 24/05/2007 15:37)
ary ny sarin'i salmo mba manao ahoana????efa tovolahy mihoatra ny roapolo taoana ihany de mbola mitomany zaza be!.....i salmo mihintsy aza no manamboamboatra sary atao somary manjavona mba tsy ahitana ny defaut am tarehy somary be nangy iio:-D:-D:-D:-D
28. salmo1 ( 24/05/2007 15:42)
k kabron :-D
29. salmo1 ( 24/05/2007 15:44)
xxx: ny bandy nga mba sarotiny zany @ sariny?
30. sitlo ( 24/05/2007 15:52)
karinah:

:oops:ny vary:oops::°)


:-D:-D
31. xxx ( 24/05/2007 15:57)
salmo1:

xxx: ny bandy nga mba sarotiny zany @ sariny?



ka ny bandy koa tsy ho sipa mihintsy e! ny sipa be filirony dia aza be tsikera fa i salmo aza manafina tazrehy foana am sary, fa inona angaha no hafenina ao


32. bozylove1 ( 24/05/2007 15:59)
salmo1:
Misy ny vhv hande hametraka ny sariny dia izao no tena mombamomban'ilay sary; hanindriana ny sary kala annn... Fa lasa any amin'ny kala anina daholo ny masony bandy sy ny mpitsiriritra. Dia lay pametraka sary amzay tsy mahazo toerana dia lazaony makatsy sy makeroa

Ny tena marina ihany koa: dia misy ireo tsy manaiky ho antitra, ti ho tanora lalandava... dia entiny hitsarambelatsiha ny sariny, ambomboarina kely. De oe mbola jeune hono izy

Misy ihany koa ireo mpametraka sarin'olo-kafa zany oe: mba sarin'olona manja2 tsara tarehy no hapetrany.. Matahotra izy fa ny sariny tavany tsy afaka hajonoana olona. Noho izany, sarin'olokafa no hapetrany mba hazahoany doka tsaratsara @ sasany

sns...


[size=13px]Ahona koa aloha no ahafantaranao fa tsy sarin'ilay olona sy sary namboarina???, sa olona efa fantatrao réel sy hita maso marina ilay olona.

Samy mametraka ny sary izay hitany fa tsara sy tiny , fa MR RALAY tokony hanao enkete tena réel ahitana raha tena sary n'ilay olona no mipetraka , fa mety misy olona misandoka sa ahona 8O :?::roll:

entre pas inona no tena manahirana anao raha misy olona mametraka sary tsy fanaraka @ ny eriteritrao aloha :?: :?:
[/size]
33. Fiffi ( 24/05/2007 16:09)
kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii !!!!!!!
34. Fiffi ( 24/05/2007 16:11)
yes ! kay tsy ao ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. Stretch ( 24/05/2007 16:28)
dry inn ty napikikika andry ry fiffi
36. Aino ( 24/05/2007 17:00)
revena mora mora eo!! SARY SY TSIKY DIA AMPY!!!(l)(l)(l) ho mandrakizay :-P
37. MTN ( 24/05/2007 17:03)
inona ilay tsiky amin'io?
:) sa :D sa 8) sa :P sa :twisted: sa :°)
38. xxx ( 24/05/2007 17:05)
Fiffi> euh ka misy sary :lol: tena tsy zakan'ny heritreriny mintsy ao an ! =))=))=))=))=))
39. xxx ( 24/05/2007 17:08)
MTN :twisted: mamangory :{:{:{be ngamba=))=))=))=))
40. ikalapeta ( 24/05/2007 17:09)
hoatran'ity:arrow::twisted::lol::-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0452