HIRAHIRAKO

1. fanoly ( 23/05/2007 09:36)
SAO MBA MISY MANANA NY TONON4NY HIRAHIRAKO AN'NY ramaroson wilson , mba mangataka raha misy e!! de misaotra mialoha o
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 17:01
2. fanoly ( 23/05/2007 15:48)
misaotra fa voaray ny hafatra ho an'ilay nanorata e, mbola manavao ity serasera ity moa ka adino ny nitsidika ny valin-kafatra.
3. Fiffi ( 23/05/2007 17:01)
de aza adino ny mameno ny mombamomba anao ! :) de mazotoa mi-forum :) de aza misalasala raha misy zavatra tianao fantarina....:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461