ANDRO FIARAHA MIVAVAKA MANERANTANY
21. rush
(
24/05/2007 17:06)
ikaretsaka:tena io mihintsy ary tena hainao tsara ny nanazava azy!ary tena io ny zavatra mahazo ahy ka nahatonga ahy milaza anareo ho be finoana!
prime> ny mahatonga ny olona miteny hoe "be finoana dia " angamba @ ilay maha sarotiny be anareo @ fanamarihana sy fanitsiana..
dia lasa tsy hainy intsony hoe aiza marina ny tena finoanareo. nefa izy mba te hianatra aminareo fa sadaikatra ihany... satria matahotra ilay dictature hoe ny anareo ihany ny anareo hatrany, tsy azo kianina tsy azo ahitsy, tsy azo hiadian-kevitra!
dia ataony hoe "be finoana" nareo satria ohatran'ny hoe siny feno be hatrany @ molony na karazan'ny, hazo coco mijaridina be dia raha tany ka ampiana na ahitsy raha sendra mitongilana dia sarotra be sao tapaka eo, raha ampiana gouttes moa dia mitobaka ny rano!!
Aza anona fa eritreritro fotsiny izany an!
22. prime
(
25/05/2007 12:08)
rush:...:-D niozonozona ahoana indray ary izany... mba mahita raha koa enao kah...:-D taiza ho aiza izany????
somary nampalahelo fotsiny ny niozonozona nefa Andriamanitra dia Iray hiany no hivavahana!
Ny amin'ny hoe Andriamanitra iray ihany no ivavahana indrindra no nahatonga ahy nanontany tsara satria tsy iray velively mihitsy ny Andriamanitra ivavahan'ny kristiana sy ny tsy kristiana...:)
23. Fiffi
(
25/05/2007 17:02)
prime:marina izany !
tsy iray velively mihitsy ny Andriamanitra ivavahan'ny kristiana sy ny tsy kristiana...:)
24. niryna
(
26/05/2007 02:57)
rush:
Pasitera Prime>>>>>manahirana ny miady hevitra @ nareo be finoana!aleko hiany mionona @ finoako na dia kely aza nefa mihezaka mampitombo azy andro aman-alina!ka dia mazotoa hatrany!
Inona marina aloha ilay finoana kely e,fa angaha moa tsy ny finoana kely ihany no mitombo araka ny hinoana ny tenin'ny Tompo?Raha mifanohitra fa midiridiry sy mitsikera ny hafa fotsiny dia lasa indray ilay kely nanana.
(l)niryna. omekoa an'i rush io fa izay no hafatry ny Tompo hoe mifankatiava ary valio soa hatrany ny olona.:*
