psychologue

1. xxx ( 20/05/2007 17:30)
mba tiako fantatra we tena efficace v ireny psy ireny sa ahoana? sao mba nisy namana efa nandalo t@ ireny?
novalian'i xxx ny 25/05/2007 12:25
2. kally ( 20/05/2007 17:44)
xxx:

mba tiako fantatra we tena efficace v ireny psy ireny sa ahoana? sao mba nisy namana efa nandalo t@ ireny?



Psy..chologue? sa Psy..chiatre? sa psy..chothérapeute? Samy hafa daholo ireo, misy toa ohatry ny mandaitra, misy fandrebirebena no betsaka, izaho aloha mbola tsy tany fa asa!
3. sipagasy ( 20/05/2007 18:18)
manampy betsaka kosa aloha ry zareo e! manampy mametraka ny ao anatin'ny loha ao @ toerany raha toa ka misy mikorontana tsy manara-penitra:wink:
4. Fiffi ( 20/05/2007 19:48)
misy karazany ny psy fa toa samy efficace daholo satria io ny asany koh !
5. niryna ( 20/05/2007 21:11)
psychologue hono no anontaniany ary mikasika ny teneny ihany koa.Tsy fantatro indray aloha izay mandeha any amin'ireny,ny fantatro fotsiny dia ny famakiany boky mikasika ny toetran'ny olona na amin'ny fiainana na ny asany(personal psychology for life and work) dia tsara ary azo ampiarina aminy fiainana.
Izany hoe boky mampianatra anao ny fiainana ary mahatonga anao handinika ny lafin-javatra tsara sy ratsy tsy tokony atao.
6. karinah ( 20/05/2007 21:34)
xxx: :P :idea:fantatrao ve aloha ny asan'izy ireny mialohan'ny handehananao manantona an'ireny?!:wink:
satria amiko dia tsy dia hitako loatra ny hialivana azy ireny satria natao hiaino ny olona manana olana izy ireny, dia olona manana fitarainana izany!!
ka raha toa mbola misy ihany ny havana, ny iray tampo aminao, ny "namana" pkoi pas?:wink:, tsy izy ireny aza ve no efficace kokou noho ny psy? satria ny psy dia ao anaty biraony ao ftsn no manampy anao sy manome toro-hvt ho anao, fa ankoatr'izay dia efa mandeha irery indray enao, ny tiko tenenina dia hoe mbola hafahafa kokoa ny mitantara ny pb @ oul akaiky azonao atokisana toa izay ny psy, ny mahatonga ny oul (ny vazaha izany marimarina koukou), manantona azy ireny manko dia manana ny fombafombany ry zareo:dia samy maka hoazy,ka raha ho @ ny malagasy izany tsy ho sarotra satria ny malagasy tia mifandray!(l):-*
7. xxx ( 21/05/2007 00:28)
Aleo ihany koa manantona psy indraindray satria ny havana mety tafamoaka ny secret sy ny probleme. Tsara ary aleo miresaka amin'ny olompatatra kanefa raha dinihinareo, matetika tafavoaka ny secret ary rehefa sendra miresak'olona dia ny tsy ambaratelon'ny hafa no mivoaka ka aleo mijery psy:oops:
8. xxx ( 21/05/2007 08:30)
xxx> tafamoaka an ! :lol:

9. xxx ( 21/05/2007 08:45)
xxx1> alors là c carrément aut'chose hein !! :idea:
10. ikaretsaka ( 21/05/2007 18:07)
xxx:

mba tiako fantatra we tena efficace v ireny psy ireny sa ahoana? sao mba nisy namana efa nandalo t@ ireny?



anontanio i salmo1
11. Fiffi ( 21/05/2007 20:41)
:-D:-D:-D
12. karinah ( 21/05/2007 22:42)
ika: marina tkoa eh? hihihi :°)
13. niryna ( 22/05/2007 05:31)
Asa aloha fa samy manana ny sainy.Indraindray koa rehefa may izay ilay olona dia mitonantonana any amin'izay tsy izy.Mitady olona hihaino ny olana eo amin'ny fiainana no fahalalako ireny ary manoro-hevitra.Asa aloha raha mitovy ny hoe therapy amin'ny saina izay hitantarainy ny fiainany ihany koa tafiditra amin'izany ireny mpivady miady ireny ka mandeha any mitantara ny adiny rehefa mbola te ho tsara tokan-trano.Ny therapy iray mantsy ireny mpanotra olona rehefa marary ny tanana na lamosina ireny.
14. Rasiligaoma ( 25/05/2007 04:53)
andramo aloha dia raha hitanao fa nisy fiovana naterany taminao dia izy izay, raha tsy nisy dia e e e! ialao malaky fa vopla!
15. xxx ( 25/05/2007 12:16)
ny psy né itatarana ny tsy ambara 3 nefa mazefatra e manampy kou izi amoaka ny mazefatra ao anaty fa tsy manoro na mampirisika izi akory. neutre fona izi
16. xxx ( 25/05/2007 12:24)
Za koa mino fa ilaina ny psy ho an'ny olona mila miresaka sy mamoaka ny ao anatiny kanefa ny manodidina azy tsy mamaly azy @ zavatra tadiaviny

niryna >>> ianao aloha hita be hoe mpamaky boky na psy e, avy eo izahay rehetra ho hadikadininao eto .

Fa ny olona sasany koa efa ambany be ny morale dia tsy afaka mamaky boky intsony dia mila olona hafa mamaky boky à leur place

thérapie koa ny mankany @ psychologue (resaka sy tafatafa) fa tsy voatery hoe otra na fanafody
17. xxx ( 25/05/2007 12:25)
ny psychologue eo izi iaino fotsini, ra te ikikika enao tsy maninona ra te hitantara zavatra mazefatra be enao zakany fona ary azo antoka fa tsy hivoaka io

ny pshychiatre indrai ho anolona tena marari saina ka tena mila "fitsabona" mitsy.

ny havana ve azonao amoana ny olana retra ? ra mitomani enao miresaka amini na mikikika satria tototra ny olana na miteniteny be eo mamoaka ny alahelo, avy eo iny tantarainy aminolona dia lazainy i X hoe "i anona mapalaelo fa nitomani be fa manana olana be, aza tataraina aminolona fa zao ny olana misy aminy ...." de avy eo i X maita ny meilleur ami-ny Y de miteny koa hoe "hozizy i X oe i anona hono zao sy zao ...;" avy eo tsy misy rarainy Y izay secré any sy ny fiainan'i anona de tantarainy amin'i Z sns

vita ny amin'i anona fa nanatena namana azo antoka kanjo ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1299