Hilalao isika. DOKAM-BAROTRA
25. tslem
(
22/05/2007 19:45)
VETMAD, VETMAD, tena mahasondriana
mirary sady mahafapo
na kojakoja, na fitafiana
kanto sy mendrika avokoa
mirary sady mahafapo
na kojakoja, na fitafiana
kanto sy mendrika avokoa
26. sympa
(
22/05/2007 20:27)
=))=))=))
aty le mikatrôôôôôôô, aty ze ande ôôôôôôô, ho aiz'm'dama, ao miakara fa bola misy pilasy ao (na efa tsisy pilasy hitoeranao ary ao de ampidirina ihany), aoka mba hikisaka kely razoky(na mbola zandriny ary an), sady misioka kely(alefa) no domina kely ilay bus. Rehefa avy eo, ao ary le fre ôôôô, mba hatanbaro tsidimidimy ny anareo aloa ao azfdyôôôôô 8O le fre le vao niakatrôôô, inty ny famerinôôôô^, le fameriny @io tena ilay voafidy tsara iny mintsy satria mody asiany vola madio avy eo miaraka @ voa ratsy izany ka tena ratsy an :!: :{:{ Misy miala, tsy miala ve eo(na efa tsisy miala de mbola averina indray @ izay ijanonan'ilay sofra @ arret) Rehefa miteny indray anao hoe miala eo de mody manao be marenina ilay resevera sy ilay sofra fa variana manao korisa pasaze :!: 8-)8-)8-):-D:-D:-D:-D:-D

28. ikalakintina
(
23/05/2007 06:51)
tslem:
prisunic lassaaa champion !!!!!!!
hafa ihany ho ah ny pneu réchapén'ny comacat
trun trun trun trun trun trun trun
trun trun trun trun trun trunnnnnn
trun trun trun trun trun trun trun
trun trun trun
tetsy sy teroa, iarahanao am niryna sy max zerco .....
:-D:-D:-D
31. xxx
(
27/05/2007 19:03)
tavohaaaaaangy ary kapôkana nestlé na lambatonta vidianaôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôô!!!!!!!!!!!!!!!!!