DG Inspection Générale Manao kolokolo eto madagascar

1. fafabe ( 20/05/2007 06:44)
Mikasika ny volan'i Mon Père tao Marovoay nisy naka kay ny Mpiasa vavy tao antrano ihany no naka azy io io vola io dia vola Euro maromaro mihotra 2 000 Euro; ary Karana vitsivitsy tao Marovoay ihany no nakalozan'ilay Tovovavy io izany ka isan'izany i Nouraly Amorcy isan'ny Miliardeur goavana iray izay mpinamana @ io DG io tsy iza moa izany fa Ravony Henry Léonard dia voiture-n'io Karana io no naka an'io DG io tany Antananarivo handeha ao Marovoay hanafoana io fitoriana mikasika io zazavavy io sao tafiditra ilay Karana ary tambin'izany dia hanamboatra trano ho an'ny DG io Karana io raha vantany vao retraité i DG. Ary nahazo 20 000 000 Fmg avy izy sy Chef District Marovoay. Nefa vola hanamboarana Sekoly izy io dia notazonin'i Chef Districk (ingahy Ndeha Sylvain) io ilay Billet de crou dia vita ho azy ve aiza BIANCO fa misy vavolombelona afaka mijoro sady Krisitiana tsy matahotra inona koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3032