Ricky - Ditsoka

1. meva007 ( 19/05/2007 11:42)
Miarahaba antsika rehetra ary misaotra mialoha anareo manome ny dikan'ny "Ditsoka" hiran'i Ricky, mazotoa daholo.
Veloma e
2. cmbolatiana ( 01/06/2007 12:57)
Izaho koa mitady ny hiran'i Ricky fa tsy haiko ny titre na mitovy amin'ny tadiavin'i meva fa ilay hira misy hoe :
ilay fofonao manitra fitiavana eeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8783