Tour du monde en image.......

1. Fiffi ( 17/05/2007 21:36)

L'incroyable Burj Al Arab !
Ce spectaculaire hôtel de luxe en forme de voile de bateau
est comme posé sur la mer du Golf.

Ne vous fiez pas aux apparences, le Burj Al Arab mesure exactement
321 mètres, soit un mètre de plus que la tour Eiffel !

Ndao isika mba hanao tour du monde an-tsary......
novalian'i Fiffi ny 03/10/2007 07:41
2. Stretch ( 17/05/2007 21:45)
ôtrinona ny sarandalana klou ?
mila visa ve ?
firy andro no handé , mila angalana fahazoandalana ao ampiasana ?
:-*
3. Fiffi ( 18/05/2007 06:48)

L'emblèmatique Opéra de Sydney !

Cet immense complexe de 5100 places fût conçu par Jorn Utzon,
un architecte danois d'avant-garde.


Sa construction a pris 16 ans ! ...de 1957 à 1973 !
4. hery ( 18/05/2007 08:26)


Lakambezo Morondava Toliara
Ny fanamboarana io lakana io dia mila eo amin'ny 1 volana sy tapany eo ho eo. :-)
5. sitlo ( 18/05/2007 08:49)

Statue of Liberty any New York
misy ramatoa mitaiza zazakely ery ambany ery. Ny fanamboarana io zaza io dia eo amin'ny 9 volana sy dimy minitra eo.
6. Fiffi ( 18/05/2007 10:13)
:-D:-D:-D:-D sitlo hoa hafa hiany an !

hery: vita tanana....hummm....mahay zareo kah ! :)

any dago hiany no ahitana an'io....
7. kelly13 ( 18/05/2007 10:46)
za tsy mahay mandefa sary :? fa alefaso dol fa mahafinaritra

sitlo>hay v miampy 5mn le izy e? hahahaha :°)
8. Fiffi ( 18/05/2007 13:56)
:{:{:{:{:{ kakana any dago io....
9. kelly13 ( 18/05/2007 14:09)
ahhhhhh vonjeo
10. Fiffi ( 18/05/2007 14:38)
tunnel aquarium sydney.....anjekaky ooo :{:{:{ ka raha sanatria mirodana io ?
11. Stretch ( 20/05/2007 14:27)

zany ny aty amnay , dia anotanio an'izy mitsamy reo ny lalana sy ny mombamomba ny aleha fa izy mitsamy no gida toristika :°)
12. Fiffi ( 20/05/2007 15:34)
hummmmmmmm....milay akia an ! mampi-te-hody klé ! fa hafa hiany hoa ny gasy an !

miantsena aloha.....de maka kitay handrahona ny sakafo.....

13. tywa68 ( 20/05/2007 16:19)
stretch : tsy ratsy lay sary e!

fiffi : tsara anie any e !:lol:
14. Stretch ( 20/05/2007 16:45)
zany ngé wa e !

inn ary ty hira ty ozy nareo ?

na ny mamiratra aza no nanambazana ahy .
tsy nahasarika ahy reo fa ianao
ry tany mamiko
no nampanembona ahy . . .
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/madagascar.gif[/IMG]
15. Stretch ( 20/05/2007 16:54)

de lasa ndray ary tsika maka visa de any an dafy ndray.

16. Stretch ( 20/05/2007 16:57)
fiffi > sarin'i bilakarenjy ny andry :-D:-D


coucou bilakarenjy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/coucou-84.gif[/IMG]
17. Fiffi ( 21/05/2007 07:19)
Stretch: :-D:-D:-D de aiza akia no misy an'io jet d'eau io ?


tandremo io "mouche à merde" io.....
18. tisera ( 23/05/2007 18:35)
:)hevitra tsara .... mankasitraka anareo rehetra mametraka sary =D=D: izaho tsy mahay ,nanandrana fa tsy nety fa dia mankafy mijery é! :-*:-*:-*
19. Stretch ( 23/05/2007 21:21)
Fiffi > ilay jetd'eau retsy any Geneve any Suisse hono a ! Lac Leman , lac hitambaran'i La Frantsa sy La Soisy .

Fa io lalitr-dry io ôtramapataotra k'ty.

Aleo hiafenako ato, veloma any am lalitra any .



20. Stretch ( 23/05/2007 21:23)
Sydney ndray ary e ! Australie.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2894