Jodasy

21. tywa68 ( 20/05/2007 09:03)
nyrina : =D
xxx : aza misendoatra fa mifanampy no atao eto fa tsy mitsara akory:wink:
Ika : hifindra propesta an :-D:-D
22. ikaretsaka ( 21/05/2007 00:50)
xxx:
.Inona marina no tena paikan\'ialahy io.Handrembirery ny sain\'ny olona tsy hivavaka?

xxx>ny tena paikako?
1) ny manitsy sy ny manome fanamarihana sy fanazavana bebe kokoa momba izay fihevitra diso, tsy ampy, nanesorana, nampiana, na novaina ka mahatonga ny olona ho lasa tsy mahafantatra mazava tsara intsony ny tena fototra momban\'ny zavatra inoany!

2) manampy azy sy manoro azy hoe fa maninona ny anona no ohatran\'izao sy maninona ny manao izao sy mino an\'izao sy hoe inona ny ampy/tsy ampy @ izany!

3) manampy azy hanokatra saina sy fo lalina mba hahatakarany sy hieritreretany ny fototry ny zavatra inoany alohan\'ny inoany be fahatany!

4) manampy azy hanana safidy @ zavatra inoany ary manampy ny olona tsy hitsaratsara fahatany!

tywa> zezoita ve za de hivadika!:-D:-D

niryna. boky ny baiboly fa tsy mofo velona ka..
i Kristy no mofo velona avy any an-danitra... ao anaty endriky ny Eokaristia ka:wink:
Ny fandraisana an\'i Kristy ao anaty sy ny finoana azy ao anatinao no sakafom-panahy
Panis angelicus
fit panis hominum;
Dat panis caelicus
figuris terminum:
O res mirabilis!
manducat Dominum
Pauper, pauper, servus, et humilis.
Te trina Deitas
unaque poscimus:
Sic nos tu visita,
sicut te colimus;
Per tuas semitas
duc nos quo tendimus,
Ad lucem quam inhabitas.

23. tywa68 ( 21/05/2007 06:07)
Ika : paika masina moa ô ? :-D:-D
24. ikaretsaka ( 21/05/2007 06:17)
tywa:wink:
25. Zina ( 22/05/2007 00:45)
xxx [ Valio ] 19-05-2007 17:48:43
Lohateny : Re : Jodasy
Hoy i ikaretsaka:

ka tsy maintsy hosy hi "proteste" hamadika foana eo letsy e


Io ilay lazaiko anareo,ity lehilahy ity miditra ato foana fa tsy mbola naheno aho hoe mivavaha amin'ny Tompo,manantona an'i Jesosy.Inona marina no tena paikan'ialahy io.Handrembirery ny sain'ny olona tsy hivavaka?Aza avadika moa ny resaka e.Valio izay tokony valiana fa tena reraka izahay ,tsy milaza ny marina ise.Tena nojerevako tokony fa izay aho vao nino fa tena tsy mamporisika anay mihitsy ise


mampieritreritra indray ity kle:wink:
26. ikaretsaka ( 22/05/2007 01:31)
efa voavaliko
27. Papoose ( 22/05/2007 02:10)
nareo reto ko klown ka!:-D
28. Rasiligaoma ( 22/05/2007 03:29)
nanaitra ahy kely ity nolazain'i papoose ity ka tiako zaraina ato!

Papoose:

NY TENA ILAINA NY ATAO HOE FANDINIHAN-TENA
Miataha kely na manana na mahafoiza fotoana manokana handinihina ny zvt vita lasa taloha na ny andro androany ohatra dia mieritreritra hoe inona no tsy nety natao, na teny, na fihetsika, sns.

Raha mahatsapa enao fa anaovan'ny olona remark dia misy antony zay, indrindra fa olona maro dia tena misy dikany.
Dia hvt ray koa, aza eritreretina foana hoe ny olona no mahatonga ny olana fa ny tenanao aloha jerena voalohany satria tsy fantatra na mety noho ianao ihany le izy.

Raha mahavita mandinika tena tsikelikely enao dia afaka manova ny tenanao, raha hitanao fa misy tsy mety araka ny teny verimberina ataon'ny olona; @zay koa hitanao hoe mety tsy ho ianao le fototry le olana fa tena le olona hafa.
Farany, aza dia raisina am-po daholo ko zay tenenin'ny olona rehetra fa mba ampisainana aloha voalohany indrindra fa sao de mahatafavoaka fiteny na fihetsika mandratra olona ka vao maika ankahalany anao!

Sady @zay ne fantatrao tsara ny tenanao e!dia mba ahafahanao manatsara ny fiarahanao miaina @olona na tena real na eto @ serasera na aiza na aiza!
Enao ihany no afaka manova ny tenanao fa raha hiandry olona dia sarotra,izany no midika fa mila fahatsapantena ! na dia tsy ho voatery hoe matotra sy mivavaka b sahala @inona aza!
Tsisy fakana andaniny io na ankilany fa mahita ny dinikao zah dia mbo nandray anjara!
Peace out!

29. LazaDaddy ( 22/05/2007 03:56)
Zina:
mampieritreritra indray ity kle:wink:
ataovy toy ny tsy misy sao lasa lavitra mamono eritreritra sy manitatra toy ny "siligaoma"
30. ikaretsaka ( 22/05/2007 04:22)
avy nihataka kely nga laza no elaela ts'ita?:wink:
soa letsy fa tsy nanao Jodasy tany kle!
31. majesty ( 22/05/2007 09:53)
hoy i nikopol:

Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ho anareo izay nandalina ny baiboly, i jodasy ve lasa any amin'ny afobe sa nakany an-danitra ?



Ny fantako aloha dia nalevina izy rehefa maty namono tena,ao ampasana izy zany.
32. ikaretsaka ( 22/05/2007 14:34)
majesty> ka le fasan'i lery tsy hita ko... sao dia tsy ao intsony tokoa lery?
33. prime ( 22/05/2007 15:24)
Efa voasoratra ny ozona hahazo ny olona hamadika an'i Kristy fa tsy nibebaka izy, indrisy...
34. lapino ( 25/05/2007 10:04)
nikopol:
efa voasoratra ve ilay tantara sa nosoratana ?
... mba hahatanteraka ny Soratra Masina
Efa voasoratra izany ny tantara
35. ikaretsaka ( 25/05/2007 13:56)
fa aiza tokoa kay no misy soratra voalazan'ny mpaminany hoe tsy maintsy ho i Jodasy no hamadika azy?
36. lapino ( 25/05/2007 14:16)
efa ôrsizé Ika zany kle :)
37. tywa68 ( 25/05/2007 16:45)
ikaretsaka:

fa aiza tokoa kay no misy soratra voalazan'ny mpaminany hoe tsy maintsy ho i Jodasy no hamadika azy?


Ireo efa nomen'i Nyrina ireo dia ampiana an'ilay Jaona 12 : 21 vakiana h@ andininy 35 ohatra :lol:


38. tywa68 ( 25/05/2007 16:54)
toko faha-13 fa tsy 12 ! :oops:
39. ikaretsaka ( 25/05/2007 17:07)
eny e.. fa io filazana fotsiny fa le hoe mba "hanantaterahana ny tenin'ny mpaminany" ... iny aiza?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0934