Felicitation Sarkozy (suite)

1. Fiffi ( 16/05/2007 13:46)
Felicitation kosa aloha na izany aza ho an'Sarkozy satria hatram-zay zah mbola tsy nahita président nanana discours tena hita hoe nahazendana an !

De izy zany no président eh ! de ho hita eo ny fandehany.....Nisy olona nilaza hoe "Ségolène n'a aucune dimension politicienne" ary tena marina kosa io raha dinihana.....

(Na iza na iza no lasa président de félicitation !)
novalian'i Fiffi ny 13/06/2007 19:24
2. sympa ( 17/05/2007 01:05)
8-)8-)8-)8-) za anao prezi raha tinao ka :!: :oops: :-D:-D:-D:-D:-D
3. Samoana ( 17/05/2007 10:28)
Fiffi:

Felicitation kosa aloha na izany aza ho an'Sarkozy satria hatram-zay zah mbola tsy nahita président nanana discours tena hita hoe nahazendana an !


Efa nanana occasion nihaino discours d'investituren'ireo prezidà vazà teo aloha ve i fiffi( de gaulle,pompidou,giscard,mitterand,chirac)?
Tsy mbola angamba satria izao vao tena médiatisé-na ilay izy .
Nitovitovy daholo ihany ny fampanantenana nataon'ireo efa nandalo saingy ny mahasamihafa @ i sarko dia noho izy io mahay manao mis en scène kokoa:wink:


4. Fiffi ( 17/05/2007 10:54)
Samoana: efa nahita ary efa naheno akia zah an ! fa tena nisy kosa aloha ny maha-samy hafa an'le izy an !
Samy nanana ny discours-ny daholo ry zareo fa....ny an'i sarko kosa nisy style tsy ratsy an ! de io lazainao hoe "mahay mis en scène" io kah ! :wink:
5. hira ( 17/05/2007 11:49)
Izaho aloha raha izaho manokana dia tsy mba impressionée @ discoursn'i Sarko mihintsy e. Au contraire aza mihoatra @ ireo prezy teo alohany dia hita fa tsy dia nahita fianarana firy izy. Marina aloha fa avocat d'affaires izy e, fa ireo talohany dia de très bonne famille daholo, na koa hoe avy ao @ ENA izay tena faratampony @ fonction publique sy ny administration! Ny an'i Sarko dia tsisy efa tsy hoe il faut travailler, il faut aimer la france (surtout ceux qui ne partagent pas son avis n'aiment pas la france, mon oeil!!!). Ny mpampianatra anay any @ fac dia afaka milaza an'izany. Un président de la République doit avoir une vision plus large et plus globale que ça. Tsy hadinon'i Sarko koa les petites mises en scène genre embrasser sa femme sur la bouche, cettefemme si extraordinaire qui quelques mois auparavant n'a pas hésité à le tromper publiquement avec un certain éditeur new yorkais. Mais c'est pas grave tout ça, ça fait rêver la populasse non?
6. sympa ( 17/05/2007 13:50)
8-)8-)8-)8-) Raha hitondra firenena iray ihanao dia tsy de miasa eo loatra ireo nianaranao fa iray ihany t@ ireo no afaka ampiasanao rehefa eo ianao :!:
Rehefa hitandreo fa mendrika fa avita hitondra azy ianao de hovoafidy soamantsara ianao raha izay no mitranga :!: Tsy dia mila maripahaiza loatra ny eo :!: :°):°)
7. kally ( 17/05/2007 16:39)
hira:

Izaho aloha raha izaho manokana dia tsy mba impressionée @ discoursn'i Sarko mihintsy e. Au contraire aza mihoatra @ ireo prezy teo alohany dia hita fa tsy dia nahita fianarana firy izy. Marina aloha fa avocat d'affaires izy e, fa ireo talohany dia de très bonne famille daholo, na koa hoe avy ao @ ENA izay tena faratampony @ fonction publique sy ny administration! Ny an'i Sarko dia tsisy efa tsy hoe il faut travailler, il faut aimer la france (surtout ceux qui ne partagent pas son avis n'aiment pas la france, mon oeil!!!). Ny mpampianatra anay any @ fac dia afaka milaza an'izany. Un président de la République doit avoir une vision plus large et plus globale que ça. Tsy hadinon'i Sarko koa les petites mises en scène genre embrasser sa femme sur la bouche, cettefemme si extraordinaire qui quelques mois auparavant n'a pas hésité à le tromper publiquement avec un certain éditeur new yorkais. Mais c'est pas grave tout ça, ça fait rêver la populasse non?


Ndriiiy! Dia misy marary fo mihitsy anie izany e!:cry: nefa tsy afaka ny handoa-danitra anie fa asio tsiky e!:wink:
Aza maka aretim-po amin'ny zavatra tsy anona:lol:
8. Fiffi ( 17/05/2007 18:10)
hira:
Tsy hadinon'i Sarko koa les petites mises en scène genre embrasser sa femme sur la bouche, cettefemme si extraordinaire qui quelques mois auparavant n'a pas hésité à le tromper publiquement avec un certain éditeur new yorkais. Mais c'est pas grave tout ça, ça fait rêver la populasse non?
:-w:-w:-w:-w manoroka ny vadiny kosa ve de ho mise en scène ? vadiny io an ! de aza atao mankarary zany zavatra zany fa ny zavatra hataony sy ny hataony ho hitantsika eo.....


9. tywa68 ( 17/05/2007 19:35)
hira sy sympa > Izaho koa aloha tsy d rotitra @izay lazainy, satria tena hita fa excellent loatra izy @ comédie e ! aleo handroso @ raha² aloha dia hita eo rehefa vita ny resaka etsy sy eroa ataony (toa manao concertations be koa nefa rehefa i ségo no nilaza hanao an'izany dia hoe tsy lasa, inona ny moyens sns...)
Hainy tsara ny miantso andry mpaka sary :lol:, tena fetsy aloha izy e ! mahay mody mitomany kely sns...:-D

Inona tsara aloha ty hoe "dimension politicienne" ry fiffi ?

10. fijo ( 17/05/2007 20:38)
za koa dia tsy taitra tamin'ny kabariny.efa fantako ny zavtra holazainy,satria efa heno tamin'ireny fampielezan kevitra ireny.ny ahy ny andrasako dia hoe hanoa ahoan aizy eo anatrehan'ny lalana europeanina????io mantsy no tena misakana ny fivoarana eto frantsa eto.hosahy handika araka ny nolazainy ve izy????
11. Fiffi ( 17/05/2007 22:05)
ny zavatra tsy azoko fotsiny de naninona aza ny gauche no tsy nisy afatsy ségo no nilatsaka ? :roll:
12. tywa68 ( 18/05/2007 06:02)
Fiffi > izy anie no lany tao @ PS satria 3 izy no nilatsaka candidats (i DSK sy Fabius efa mankaleo ny olona angambany:wink:)

Fijo : ho hita eo marina, fa efa miandry azy i angela :-D:-D
13. Fiffi ( 18/05/2007 06:07)
tywa68: heu....sur ve ndry fa nilatsaka fabius sy DSK ? ny zavatra fantatro de ho anisan'minisitra ho noména androany ry zareo fa tsy présidentiel kah !
14. tywa68 ( 18/05/2007 06:24)
fiffi: mbola tsy sahy niteny ohatran'i ségo fotsiny :lol:
i DSK aloha tsy maninona ahy raha ministra e fa i Fabius tssss
15. xxx ( 18/05/2007 09:31)
c 1 cocu na inona lazaina na inona! manana vintana foana ny cocu.
16. nikopol ( 18/05/2007 09:36)
hitako i xxx no manambitana be
17. mignone ( 18/05/2007 10:41)
=))=))
18. Samoana ( 18/05/2007 17:00)
Fiffi:

ny zavatra tsy azoko fotsiny de naninona aza ny gauche no tsy nisy afatsy ségo no nilatsaka ? :roll:


:-Dfa taiza aza Fiffi t@ ora nidona:-D ? Nisy primaire retsy nisafidianan'ny ps izay ho kandidà-ny a ! ( Fa efa tantara lasa daholo izany fa tsy hiverenana intsony:wink: )


19. Fiffi ( 18/05/2007 18:41)
eka ouz....
20. xxx ( 18/05/2007 23:29)
Fiffi:

hira:
Tsy hadinon'i Sarko koa les petites mises en scène genre embrasser sa femme sur la bouche, cettefemme si extraordinaire qui quelques mois auparavant n'a pas hésité à le tromper publiquement avec un certain éditeur new yorkais. Mais c'est pas grave tout ça, ça fait rêver la populasse non?
:-w:-w:-w:-w manoroka ny vadiny kosa ve de ho mise en scène ? vadiny io an ! de aza atao mankarary zany zavatra zany fa ny zavatra hataony sy ny hataony ho hitantsika eo.....
il n'y a que le train qui ne lui passe pas dessu!=))=))=D=D=D





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1595