Vavaka tsy mivaly?/antony?/ny tokony atao!!!
21. xxx
(
20/05/2007 13:33)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-05-2007 10:58:27
Lohateny : Re : Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!
Fehiny, tena olona marary ianao. Izao no vokany raha finoana tsy arahim-pitiavana na koa tsy arahim-pandinihina.
Na izany aza dia entina am-bavaka ihany ianao mba ho tonga saina indray androany ka mba hahay hanaja ny hafa ( dingana voalohany @ fahaiza-miaina)ary hahafantatra izany hoe ny Finoana raha tsy misy fitiavana dia lasa fanatisma.
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-05-2007 15:18:24

nyrina: mba asio fandinihana ihany ity resaka finoanao ity fa lasalasa ihany anie ianao izao e: manaratsy aloha, mankahala avy eo, mandainga koa, ary ny farany dia hanozona mihitsy...
Mianara manao fandanjalanaja (discernement de l'esprit) hahalalanao tsartsara kokoa hoe avy aiza marina izany hevitra na teny tonga ato amiko izany, avy amin'ilay ratsy fa avy amin'Andriamanitra? Tsy ampy mihitsy ny ilazana fa avy amin'Andriamanitra n zavatra iray satria milaza izay ao anaty baiboly. Tsarovy fa na iSatana aza anie mba mampiasa ny baiboly koa e, ary mahalala lavitra noho ianao aza. fa ampiasainy io hamilina ano ho any aminy fa tsy ho any amin'i Kristy.
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 19-05-2007 16:37:49

niryna> ... ataoko fa efa maro ihany izy izay ary inoako fa misy lanjalanjaina sy dinidinihina tokoa. Io ilay lazaiko foana hoe mba mivoaha ivelan'ny bornes dia avy any aloha mandinika misy anao sy mianatra sy manadihady sy mandanjalanja ndrao lasa fanatisme tafahoatra.
Look beyond what u see, lose yourself to find yourself

22. niryna
(
20/05/2007 13:56)
xxx:
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-05-2007 10:58:27
Lohateny : Re : Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!
Fehiny, tena olona marary ianao. Izao no vokany raha finoana tsy arahim-pitiavana na koa tsy arahim-pandinihina.
Izay filazanao ahy tsy maninona,efa voahomana an'izany aho,enjehiny olona ianao noho ny anarako hoy Jesosy.
Na izany aza dia entina am-bavaka ihany ianao mba ho tonga saina indray androany ka mba hahay hanaja ny hafa ( dingana voalohany @ fahaiza-miaina)ary hahafantatra izany hoe ny Finoana raha tsy misy fitiavana dia lasa fanatisma.
Misaotra anao aho mivavaka amiko,izaho koa mivavaka anao mba hanantona an'i Kristy.
Ny kristiana tsy afaka ny hilaza ho kristiana raha tsy manaraka an'i Kristy(irery ihany)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-05-2007 15:18:24
Lohateny : Re : Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!
nyrina: mba asio fandinihana ihany ity resaka finoanao ity fa lasalasa ihany anie ianao izao e: manaratsy aloha, mankahala avy eo, mandainga koa, ary ny farany dia hanozona mihitsy...
Aza feranao ny olona,avelao izy hifidy izay tiany,na isika miaraka amin'i Kristy,dia araho ny didiny sy ny Baiboly na isika tsy miaraka aminy fa tsy afaka ny hiditra roa izany:idea::idea:
Mianara manao fandanjalanaja (discernement de l'esprit) hahalalanao tsartsara kokoa hoe avy aiza marina izany hevitra na teny tonga ato amiko izany, avy amin'ilay ratsy fa avy amin'Andriamanitra? Tsy ampy mihitsy ny ilazana fa avy amin'Andriamanitra n zavatra iray satria milaza izay ao anaty baiboly. Tsarovy fa na iSatana aza anie mba mampiasa ny baiboly koa e, ary mahalala lavitra noho ianao aza. fa ampiasainy io hamilina ano ho any aminy fa tsy ho any amin'i Kristy.[q
Baiboly no resahiko,Baiboly ihany omena ny olona fa aza avadika ny sujet.:D:D
Aza matahotra fa samy mandray ny tandrifiny avy ny tsirairay.Tadidio fa fandaharana eran-tany ity,maro no mbola mangetaheta ny hanaraka ny Tompo(kristy). Avelao hisaina sy hisokatra ny mason'ny olona fa aza ahodikodina ny resaka.Tsy misy anaiky ho tsofitsofin'ny satana intsony ny sofina dia mivadika ny resaka,efa tetika lany paika izany.:lol::lol:
Maro no mitaraina sy milaza ny marina fa saingy petahanareo amin'ny resaka tsy misy dikany.Baiboly no resahiko,andininy ao anaty Baiboly no omeko,iny ihany koa no alaivo ao anaty Baibolinareo.
Milaza aho hoe aza manana atra hafa? ohatra ny ahy iny.Valio koa aho hoe Ny baibolina tsy misy an'izany ao fa nesorina ny didy faharoa sy ny fahatelo ary dia nozaraina ny didy faha sivy sy ny fahafolo.oops.Marina io.Teneno ny namana rehetra.Izay ilay izy.
Ary maninona tokoa moa ianareo no marary hilazana ny marina sy ny zava-misy?Toy ireny olona milaza tsy nangalatra ireny,koa rehefa tsy nangalatra ve izy hiraharaha.=))=)).Fivavahana no resahako dia Baiboly koa amaliana azy.Misaotra tompoko.(l)(l)(l)
(l)niryna oops,misy tsy tia fitiavana fa esorina hono io:roll::roll:Izaho anefa hoy Jesosy milaza aminareo fa tiava ny fahavalonareo,asio soa ny ratsy.:*:*
23. xxx
(
20/05/2007 13:59)
"niryna"::^):^) ngé niryna Jesosy?io indray fa maka référensy!aoka re e!
Izay filazanao ahy tsy maninona,efa voahomana an'izany aho,enjehiny olona ianao noho ny anarako hoy Jesosy.
24. tywa68
(
20/05/2007 18:04)
xxx sy nyrina ! aza mifamaly na maneso moa e !
Raha samy naka tao @ i baiboly kristiana ny arguments-ny dia be kokoa ny hiombonana @io resaka finoana io noho ireo fifandirana ireo satria ny fomba fampisehoana sy fizaràna azy no tena samihafa.:wink: :-*

25. xxx
(
20/05/2007 18:37)
nyrina:
Diso hevitra ianao ramatoa fa tsy misy manenjika anao noho ny fitorianao an'i Jesosy eto fa manitsy anao amin'ny HEVI-DISO arahinao sy afafinao no ataonay.
Raha manenjeka dia fantaro fa ao aorina ka tsy mba hivavaka ho an'izay eo aloha mihitsy mba hahalasa lavitra azy. Raha manenjika koa dia tsy mba hanoro hevitra velively mba hahitan'ilay enjehany ny tsaratsara kokoa, fa ny manozona azy no ataony.
Noho izany raha miteny izao sy izao izahay dia aza raisina ho fanenjehana fa raiso am-pitiavana kosa. Izahay dia mahita fa efa lasa lavitra makany amin'ny hadisoana ianao ka mivavaka izahay hahatsapanao ny hadisoanao sy hahitanao ny marina izay avy amin'i Kristy tokoa. Manoro hevitra izahay hahitanao izany ka anjaranao ramatoa ny mandray na tsy handray.
Averiko fa tsy izay rehetra miresaka Baiboly akory dia avy amin'Andriamanitra avokoa. Ny demony koa miteny an'io. Vakio ny tantaran'i Jesoa nalaina fanahy.
Vokany, mila FANDANJALANJANA miaraka amin'ny Fanahy Masina ny fandraisana ny fampianarana omen'ny olona rehetra.
Mandeha araka ny fanahy fa aza entn'ny sentiment fotsiny.
Mivavaka ho anao hatrany.

26. ikaretsaka
(
20/05/2007 20:04)
aoka aloha! Fanamarihana kely fotsiny
samihafa BE tokoa ny manitsy sy manenjika...
tsy hoe rehefa manoro sy manitsy sy manazava misimisy kokoa momba ny fihevitra sasany akory dia midika hoe manenjika!
Raha mpandeha "barefoot" ohatra ianao ka raha mba misy miteny anao hoe "manaova kapa" dia tsy midika lalandava izay hoe mankahala ny fandehananao "barefoot" akory ilay manoro anao, fa mety hampisaina anao (raha misy saina ianao) hoe "manao ahoana izany mandeha manao kapa izany"

27. piste
(
20/05/2007 20:22)
Ary ny tena tsy mety @ lazainao dia ny fanaratsianao ny finoan'ny hafa ary ny fanasongadinanao ny finoanareo. Dia mety ve izay @ saina tsy miangatra é.
Ireo olona rehetra ireo dia samy manana ny finoany avokoa fa tsy ianao irery ihany. Koa tsy ny torinteny no andrasana @ ity Forum ity fa ny fifanakalozan-kevitra, fandinihina lohahevitra iray, sns. Fa ny anao dia hafa mihitsy

28. xxx
(
20/05/2007 20:33)
"niryna"::evil::evil::evil::evil::evil:
ka miaraka amin'ny namana izay azo antoka,ny sinoa sy ny karana no betsaka manao an'io.Ny gasy,sarotra ihany fa misy tena ratsy saina na havana izao aza
30. ikaretsaka
(
21/05/2007 16:00)
Ny gasy,sarotra ihany fa misy tena ratsy saina na havana izao aza
jereo aloha hoe mety avy aminao ve no nahatonga izay tsarainao ho "faharatsian-tsaina" izay.
mandinika aloha , vao mipataloha, sao ny avy ao aoriana no lasa aty aloha!
31. Zina
(
22/05/2007 01:07)
izay tezitra aoka tsy ho tezitra intsony, tsy ho an'ireo izay tezitra ihany ireo resaka ataon'i nyrina ireo fa ho an'ny rehetra. ka rehefa tsy tianareo aza vakina mora be anie izany...
satria itako fa tena misy mahay mamaly tsara an'izay tian'i nyriana lazaina ato...:wink:

32. niryna
(
24/05/2007 07:01)
xxx:
Hoy i niryna:
ka miaraka amin'ny namana izay azo antoka,ny sinoa sy ny karana no betsaka manao an'io.Ny gasy,sarotra ndefa :
Io anie ilay tenenin'ny xxx iray any ambadika any hoe ,mitandrema ianareo fa hovain-dry zareo foana ny sujet e,ataony mandeha any amin'izay tsy izy.Io no atao hoe mitsimpona teny,inona izao no hidiran'io ato?Na fara-faharatsiny nomena feno ilay tenin'ny olona.Tohizako?-Sehatra hafa no nasiako an'io ary satria fankahalana maro no ataon'ireo izay tsy te-hihaino ny faha-marinana dia mitsingoloka teny.Tsara anefa satria hoy aho hoe,ny sinoa sy ny karana dia mahay miaraka manao asa hitambarana satria ry zareo manana fahatokisana.Ratsy izany sa tsara amin'i xxx?Ny gasy sarotra satria .....jereo ny antony resaka tamin'io.Marina izany koa amiko fa na mpiray tam-po izao aza mivadika satria tsy afaka ny hitory na hanagadra azy ny havany.Toetran'olona io.Satria avadika ny sujet dia tsy tonga any amin'izay tena izy ny hamalian'ny olona ny valin'ilay xxx iray nanao sujet.:cry::cry:
nikopol:
ary tena tezitra mintsy i xxx zany ihany fa misy tena ratsy saina na havana izao aza
Ka izany no teneniko dia tezitra izy.:cry:
Tsy fantany fa ny fahalalana ny marina no anafaka antsika amin'ny fanandevozan'ny ota.
Ohab 21:23Izay miambina ny vavany sy ny lelany dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana
Zina:
izay tezitra aoka tsy ho tezitra intsony, tsy ho an'ireo izay tezitra ihany ireo resaka ataon'i nyrina ireo fa ho an'ny rehetra. ka rehefa tsy tianareo aza vakina mora be anie izany...
satria itako fa tena misy mahay mamaly tsara an'izay tian'i nyriana lazaina ato..
Misaotra aky Zina a,na misy tsy te-hihaino ny marina na izy ihany no mahalala izay antony.Raha tiany ny tenin'Atra dia ho faly izy fa mifampianatra sy mifanoro isika rehetra.
:D
33. niryna
(
24/05/2007 08:16)
Andriamanitra dia mamaly vavaka foana fa isika no mila manantanteraka ny zavatra tiany ataontsika.
Afaka mivavaka ny fianakaviana,ny namana ,ny mpiara-miasa isika ary izany no tena zava-dehibe,mizara izay fahasoavana nomeny antsika.
Ny anarany no antsoy voalohany indrindra raha hivavaka isika,ary dia mangataha aminy amin'izay hetahetantsika ho an'ireo olona ireo.Omeo azy ary teneno aminy ny anaran'ny tsirairay.Andramo fa ho hitanao ny vokany.Ny finoana dia ampiarina amin'ny fiainantsika.:o
Isika rehetra dia nataon'Atra ho iray(unique)ka na inona na inona no angatahintsika aminy amin'ny finoana dia ataony ho tanteraka izany raha mino Azy amin'ny fontsika tokoa isika.Izy irery ihany no mahalala ny mahasoa antsika fa isika no mety tsy mahay mangataka.
Ny takiany amin-tsika dia ny:
Ho tena mpino an'i kristy irery ihany: Mk 11:24
Hanana finoana tanteraka Ek 33:11
Hanana fahatokisana Azy:Mk 9:23
Hanome Azy ny fiainanao manontolo :Heb 10:10
Jesosy irery ihany no hivavahana:Jaona 14:13
Mazotoa daholo ary

34. niryna
(
24/05/2007 12:52)
Ny vavaka dia firesahana amin'Atra ka raha fo feno fankahalana sy fo maloto no anantonana an'ny Tompo dia mino aho fa tsy hamaly valimbavaka ho antsika izy.
Ity ary misy teny kely tiako ho zaraina ho antsika
Fehiny:Eny mamaly vavaka ny Tompo ary fo madio sy feno famelana no tokony hanantonantsika Azy :D.

niryna:
Lohateny : Fifaliana ve?Mety mahasoa anao ity!!!!!
Samy mitady izay mahasoa azy ny olona.Ny fitadiavana an-drafifaliana dia sarotsarotra ihany.Indrindra raha tsy mba manana fo falifaly ianao.Mahatanora lalandava hono ny: mitsikitsiky lava,ny manana fiainana mikatsaka ny lafitsara foana.Ilay fahatezerana tokoa dia mitarika faham-pozinana ny saina,ny vatana ary ny fanahy raha tsy voatandrina.
Ireto ary misy toro-hevitra kely mety mahasoa.Andramo ary ataovy matetika raha mety andaitra anao hitadiavana an-drafifaliana:D
#3Ny fahaizana mamela :Raha misy zavatra mankarary ny fonao,na raha manomboka tezitra na sorena noho ny antony maro samy hafa ianao na tafitohina noho ny toetr'olona:misentoa kely aloha,maka rivotra raha azo atao,mandinihy fohy dia fohy,aza manampa-kevitra ao anatin'ny hatezerana,fidio ny vava avoaka na aleo tsy miteny fa misy teny tsy voahevitra indraindray.Mandinihy amin'izay ary mianara mamela ilay olona nahatonga ny fahatezeranao,eritrereto toa azy mamela anao ihany koa.Rehefa afaka ny hamela mantsy ianao dia moramora kokoa ny mamita zavatra goavana na dingana hafa,maivamaivana ihany koa ny fo ary tsy mitratrevatreva ny hatezerana ary mahatsapa fa milamina ny saina.Mivavaha raha miezaka ka tsy mahavita fa tsy misy zavatra tsy vitan'ny fivavahana raha mino an'Atra ianao.
#5-Ny fananana finoana feno
Ny fahaizanao misaotra,manome,mamela ary mahatsapa-tena dia efa zava-dehibe ka ireo mitambatra no maha tonga anao hanana finoana feno ary dia afaka maka aina tsara amin'izay ianao satria madio ny saina,mandry ny eritreritra,tsy nitaraina tana-miepaka ary nanana fikirizana nanao zavatra tamin'ny fahatokisana sy fankaherezana.
Andramo fa na iray fotsina aza no ezaka ataonao dia mahatsapa izany fahasoavana nomen'ny Tompo sy fifaliana ary fahasambarana izany ianao.:
niryna
Fehiny:Eny mamaly vavaka ny Tompo ary fo madio sy feno famelana no tokony hanantonantsika Azy :D.
35. Rasiligaoma
(
25/05/2007 05:14)
Amiko:
ny fo feno fankahalana sy fo maloto= fo tsy ampy fandinihin-tena .... fo "mizahozaho"
fa miray hevitra @ ilay voalaza teo aho amin'ilay hoe ny antony ilazantsika foana hoe tsy mamaly vavaka andriamanitra dia

tsy hoe tsy manam-paharetana isika, fa manantena lalandava hoe ho arak'izay sitrapontsiaka FOANA no ho valim-bavaka!
tsy voatery nefa
36. niryna
(
02/06/2007 01:48)
tsy mamaly vavaka koa izy raha tsy manantona azy tanteraka isika.Mametraka Azy ambony noho ny rehetra,matoky Azy fa tsy misy sarotra eo aminy ny zavatra mahazo antsika.Tsy mitsahatra ny miantso azy fa hivoa ho azy ny varavarana.