Pr Urfer : Réaction du cardinal Razafindratandra

1. jefra ( 15/05/2007 08:20)
En aparté, lors de la célébration de la fête nationale sénégalaise au domicile de l’ambassadeur du Sénégal à Madagascar, ce cardinal a déclaré, devant un parterre de personnalités, que Sylvain Urfer devait quitter le pays depuis longtemps, car il ne faisait que critiquer et gêner les dirigeants (traduction libre de : miteniteny foana, et de : manakorontana ny fitondrana).

On sait depuis longtemps que Gaétan Razafindratandra ne partage pas les opinions de Sylvain Urfer, mais l’annoncer ainsi publiquement, dépasse l’entendement. Avec une telle déclaration au ras des pâquerettes, l’on sent que l’Eglise catholique de Madagascar est divisée. Des observateurs avertis de la vie politique pensent d’ailleurs que derrière l’expulsion de Sylvain Urfer se profile un avertissement aux quelques ministres catholiques du gouvernement qui dénoncent, mezza voce, la lenteur du pouvoir à résoudre la crise actuelle. Il en est de même pour certains parlementaires TIM et proches de Marc Ravalomanana.

Pas plus tard qu’en fin de semaine passée, le conseiller politique du chef de l’Etat, Moxe Ramandimbilahatra n’a pas hésité à interpeller sur des stations privées des membres de l’exécutif.

« Qu’ils rendent leur tablier s’ils ne sont pas capables de trouver des solutions », a-t-il averti.

N’est-ce pas là une menace voilée contre le général Charles Rabemananjara, locataire de Mahazoarivo ?

En tout cas, celui-ci fait tout son possible pour régler les problèmes qui plombent le pouvoir, mais l’intendance ne suit pas, à savoir l’appui d’Ambohitsirohitra…
------------------------------------

Jefra:
-Asa izay miteniteny foana na ny antitra na Urfer (na izaho). Noheveriko efa nalefa nisotro ronono ny sasany, efa nanaterana omby vavy tam elikoptera, hay moa ka mbola kardinaly. Raharaha ity fanohanana olona ity leiretsy.

-Izay vao azoko ny mampangina ny katolika sy ny ariseveka. Hay i Dadabe mbola miaro ny zanany. Politika politika.

-Efa niteny i Dadabe ka mazava izany fa ny firehana sy tsikera nataony (mba tsy hilazako hoe izy miteniteny foana sy manakorontana) no nahavoadaka azy.
novalian'i anahely ny 23/05/2007 14:28
2. hery ( 15/05/2007 09:13)
Mbola tsy niteny ihany i Sylvain Urfer.

Raha tsy rariny ny nandroahana azy dia tsy i Sylvain Urfer mihitsy no hangina... fa ao raha. Manahy aza aho hoe zavatra grave be izay mety tsy hampoizin'ny tia sy mpankasitraka ny zavatra ataony no antony nandroahana azy... aza misy.

Matoa tsy lazaina mazava ny antony (samy tsy milaza na ny voakitika mivantana na ankolaka) dia mety mahasoa ny rehetra ny fahanginana.
3. Jeankely ( 15/05/2007 09:37)
Ny mahagaga anie dia mametraka teny ny sasany hoe tsy tokony hatao fitaovana Politika intsony ny fiangonana nefa raha mahazo mitsikera sy manakorontana ve tsy fitaovana Politikan'ny Mpanohatra koa izay? sa ahoana indray iny?
4. ds ( 15/05/2007 10:10)
hery>efa niteny i Urfer kah (jereo eo ambany ny valan-dresaka nataony). Nalefako tao amin'ny lisitra fa tsy nivoaka. Misy sivana koa angamba ato amin'ny ordi-ko ato :-)
5. ds ( 15/05/2007 10:11)
http://62.77.60.84/audio/ra/00077107.RM

[P. Sylvain Urfer]
J'étais membre d'une association de la société civile où nous analysions
les problèmes et essayions à la fois de dénoncer ce qui n'allait pas
et en même temps où on proposait les mesures qui permettraient
de restaurer le droit là où il était violé ou malmené.

[Journaliste]
Est-ce que vous avez dénoncé quelque chose de particulier ces derniers temps

[P. Sylvain Urfer]
Oui, oui, des irrégularités lors des élections présidentielles
et également à propos du référendum constitutionnel. Non pas tant
sur le fond du problème mais sur la forme. Le vote a eu lieu avant même
que les gens ne sachent exactement la teneur de ce qui se passait.
Il s'est passé un mois entre le moment où on a connu le texte et le vote,
en pleine période cyclonique. Il y a eu d'ailleurs un cyclone
qui est passé sur l'Ile le jour du scrutin. Bref, les conditions objectives
d'un scrutin de ce genre n'étaient pas réunies. Nous l'avions fait
remarquer.

[Journaliste]
Ce que vous me dites et votre explusion confirment les commentaires
selon lesquels, il y aurait une véritable dérive autoritaire à Madagascar ?

[P. Sylvain Urfer]
Je crois qu'on peut le dire. Oui, je pense que malheureusement le régime
peut être a peur. Et souvent la peur entraine l'autoritarisme.

[Journaliste]
Peur d'une éventuelle insurrection ?

[P. Sylvain Urfer]
Oui parce que parallèlement il y a des soulèvement dans le nord et
dans le sud. Et il y a eu pour la première fois depuis 91
une riposte des forces armées à balles réelles, c'est grave.

[Journaliste]
Est-ce qu'on peut redouter, je ne sais pas, peut être c'est un grand mot,
une guerre civile ?

[P. Sylvain Urfer]
J'ose espérer que çà n'aille pas jusque là. Mais je dois dire
que certain nombre de mes amis malgaches n'excluent pas
cette éventualité. Ce serait un drame pour le pays.

[Journaliste]
On entend souvent parler de famine. Enfin, les nouvelles qui arrive
ici en Europe sont généralement, c'est affolant sur la situation sociale ?

[P. Sylvain Urfer]
Il y a un appauvrissement continue de la population et en parallèle
un enrichissement fantastique d'une minorité au pouvoir économique et
politique. A Madagascar, il y a une certaine pudeur sur ce qui se passe
et qu'on n'aime pas le langage affronté. Mais je pense que
on a aussi intérêt parfois à ce que les choses soient mieux connues,
parce que c'est la condition d'un véritable changement.
Ce qui m'est arrivé est un anecdote dans une histoire. Je souhaite
pour ma part, malgré tout le déplaisir que j'en retire évidemment, que cela
puisse être l'occasion d'une prise de conscience pour que ce pays
se prenne en charge et progresse.
6. jefra ( 15/05/2007 10:45)
Efa voasoratro fa niandry ora iray vao afa-nanoratra dia arosoko ihany na dia efa nisy ny fanamarihan'i ds:

hery>Izaho indray matoky hoe raha nisy antony hafa, anisan'ny ho nahalala voalohany ny kardinaly (am maha kardinaly azy, am maha akaiky an-dra8 azy). Ary io antony io no ho narosony fa tsy ny tsy fitoviam-pijery misy eo amin'ny samy relijiozy katolika.

Raha nisy zavatra gravy vitan'i P.Urfer, heveriko ho nahafantatra ny frantsay. Efa tonga tany France i mopera vao nangata-panazana ny MAE. Dia tsy ho nihaino an'i mopera akory ve izy vao nanao reaction??

Mangina i Urfer amiko satria manaja ny kardinaly sy ny ampahan'ny katolika tsy mitovy fijery/firehana aminy. Efa nobedesina matetika, fa be mokony tokoa. Saingy tsy mila manao fanambarana intsony satria tsy manana ho lazaina hafa ankoatr'izay efa nosoratan'ny gazety.

Misy interview n'i Madeleine Ramaholimiaso, nivoaka tamin'ny asabotsy, TENA manohana sy mametra-pitokisana amin'i Urfer na dia mametra-panotaniana koa aza (hay moa samy ao anaty SEFAFI ry zareo fa izaho koa...). Ananako fitokisana ho mahalala raha sady manana ny hasiny ramatoa io.

Fijery zaraina fotsiny ny ahy!
7. agoago ( 15/05/2007 11:20)
Navoaka ta@ gazety tokoa ireo fanehoan-kevitry ny SEFAFI lazain'i Père urfer : avant présidentielle ry zareo nanoratra dia talohan'ny réferendum. Ta@ zany ary aho gaga hoe mba tena mahay manao analyse politique kosa ireny bandy ao @ sefafi ireny, satria rehefa miseho média bandy tsy tsaroako ireny no miseho.Hay moa izany misy andry Mme Ramaholimiaso sy Père Urfer izany any ambadika any.
Tsara ny maneho hevitra, fa a@ maha vahiny an'i mompera anie tokony tsy hiditra a@ raharaha anatin'ny firenena izy, manana obligation de réserve.Izao ianao vitandry zareo ny nandroaka anao.
Tsy fantatra koa @ tenin'i Hery, na zavatra grave hafa mihintsy, satria ny fanjakana tsy mbola niteny ary tsy voatery koa izy hiteny.Satria ta@ 1962 koa , efa nisy mompera voaroaka ohatra io koa hoy Père Ralibera, tsy hay hatra@ zao ny antony nandroahana azy.
8. zandikely ( 15/05/2007 16:37)
Tena ilaina ranama ny fitsikerana ( na iza manao azy fa tsy misy an"izany hoe rehefa vahiny dia tsy mahazo mitsikera)!
Matoa izy mitsikera tiany hiova ho tsara ny tsy mety!
Tsy hitady vola na fahefana velively ny antony nanaovany izany fa mba mitondra ny feon"ireo tsy afaka miteny na tsy mahay miteny izy. Zavatra marina daholo ange ny zavatra lazainy io!Tsy androany akory izy no nitsikera ny zavatra tsy nety nataon"ireo mpitondra taty Madagascar.

Na izany na tsy izany mbola tsy namoaka fanambarana ofisialy ny Eglizy Katolika hatramin"izao, fa mbola hihaona ireo eveka.
Afaka miteny izay teneniny koa i Kardinaly RAZAFINDRATANDRA, heviny manokana izany , fa tsy hevitrin"ny Eglizy Katolika any Madagascar velively.

Ny fanantenanay vahoaka nosoavin"iny mompera iny dia ny mbola hiverin" i Pere Sylvain aty Madagascar satria io fitondrana io ange tsy haharitra firy taona eo.






9. anahely ( 23/05/2007 14:28)
Ny ahy ny mba teniko dia tsotra:
*Raha i Kardinaly dia efa nisotro ronono tokoa, ary ny azy angamba, tsy te ho ratsy eo imason-dRavalo izy satria tsy fantatra inona loatra ny nomen-dRavalo azy no mahatonga azy toa izao. Izy irery angamba no miray hevitra @Ravalo fa tsy ny Katolika satria izahay dia miombon-kevitra @ ireo Eveka tanteraka, izay manohitra ny tsy mety ataon-DRavalo.
Tsy mahazaka tsikera aloha raha i Ravalo e, verezin-DRatsiraka alavitra be mihitsy. Rehefa manao politika dia tsy maintsy efa vonona @ zany fa nahoana ny olona no tampenam-bava, f'anga ny olona tongo-bolo. Ary zay mihitsy angamba no anisany mahatonga azy manao ity redoublement 0 ity zay mampimenomenona ny mpampianatra satria @ zay lasa tsy mahay n'inona² toa azy daholo ny ankizy malagasy ka vao tsy mba afaka ny hiady hevitra.
Mampalahelo ny toe-tsainy e.
Mitetika ny ho président à vie anga hono izy io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3416