Ny fanalalahana ara-toe-karena tsy midika hoe samy manao izay sai-patany akory ary tsy misy ilana azy intsony ny Fitondram-panjakana. Ao anatin'ny fanalalahana indrindra no hisian'ny resaka "Normes/Standards" sy "Qualite/Quality", ny fanajana ny tontolo iainana sy ny sisa. Misy dia faly milaza habobo sy resaka mankararirary fo fotsony fa tsy manazava ny tena izy. Rehefa miditra amin'ireo dia mazana ary sepotra satria tsy maintsy manenjika mafy ary miala amin'ny zavatra nisy teo aloha. "Innovation" ary mitohy io. Tsy ny fanomezana tsiny fanjakana fotsiny fa miara-sepotra io ary na iza na iza mitondra eo tsy maintsy sepotra raha manaraka ny lalana "FIVOARANA". Koa hanao dia miverina ary ve sa HANDROSO?