ny fahamatesa-kambo
21. rush
(
15/05/2007 13:11)
mba azavao kosa aloha zany hoe mati-kambo zany e!ilay olona misehoseho hoe "izaho avy nitory tetsy sy teroa" ve zany sa inona?
22. Zina
(
15/05/2007 17:42)
LazaDaddy [ Valio ] 14-05-2007 14:14:08
Lohateny : Re : ny fahamatesa-kambo
Hoy i hery:
Voalohany INDRINDRA ?
ENY, io no heloka voalohany indrindra raha arahina ny tantara ao @ Baiboly. Io no heloka voalohany indrindra andavo an'i Satana
Laza tena marina io lazainao io ary azo porofona mihitsy ao baiboly - Isaia 14: 12-15
Endrey! latsaka avy tany an-danitra ianao, ry ilay fitarik'andro, zanaky ny maraina; Voakapa hianjera amin'ny tany ianao, ry ilay mpandripaka firenena.
13 Ary ianao efa nanao anakampo hoe: Any an-danitra no hiakarako, ary ambonin'ny kintan'Andriamanitra no hanandratako ny seza fiandrianako; Dia hipetraka eo an-tendrombohitra; fivoriana any am-parany avaratra aho;
14 Hiakatra ho any ambonin'ny havoan'ny rahona aho ka ho tahaka ny Avo Indrindra;
15 Kanjo hampidinina hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita* ho any ampara-vodilavaka ianao.
ambo - fierte - pride
Isika tsirairay avy dia manana ny ambo-po doly fa mila mihezaka ny mivavaka ary manakaiky an'i Jesosy mba tsy hijanona ao @ tsika izany... Iza moa no tsy manota?
oy i jesosy oe:
Izay tsy nanota aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany.
Tsy kely lalana satana ny hampisy confusion sy ady indrindra rehefa momban'ny Tenin'Andriamanitra.
Raha nisy zavatra namparatra ny sasany nataoko tato dia mamela ahy...
Fa ny fitoriana ny Tenin'Andrimanaitra dia tsy hisy afaka hanala an'izany amiko.
Dia mahereza doly...
23. cutie
(
15/05/2007 23:34)
Misy karazany roa ny pride=
excessive pride sy ny pride( confidence)
excessive pride= io ngamba no mitarika fahotana raha entina hanaovana ratsy ny olona manodidina anao .
Fa ny being proud of yourself pride -confindence) tsy fahotana satria enao mahatsiaro mirehareha @ zavatra soa ataonao.
excessive pride sy ny pride( confidence)
excessive pride= io ngamba no mitarika fahotana raha entina hanaovana ratsy ny olona manodidina anao .
Fa ny being proud of yourself pride -confindence) tsy fahotana satria enao mahatsiaro mirehareha @ zavatra soa ataonao.
24. xxx
(
16/05/2007 00:08)
Ka raha io lazain'i Zina io no izy dia tsy fahatesakambo velively e.
Fireherehana ho mahavita tena sy avonavona io fa tsy fahafatesan-kambo mihitsy.
:(:(
Fireherehana ho mahavita tena sy avonavona io fa tsy fahafatesan-kambo mihitsy.
:(:(
26. niryna
(
16/05/2007 14:54)
hery:
Voalohany INDRINDRA ?
Dia inona ny faharoa? Inona ny heloka malefadefaka kokoa? :-)
=))=))
27. niryna
(
16/05/2007 14:55)
Fiffi:
LazaDaddy:de ahoana zany ny mamono tena ? ny mamono olona ? ny faniratsirana an'Andriamanitra ? mbola faha-firy daholo ireny ?
io no heloka voalohany indrindra eo anatrehan'Andriamanitra.
Izy daholo ireo,ao anaty didy folo.
28. niryna
(
16/05/2007 14:57)
Ny ambo na pride dia anisany tsy tian'ny tompo amintsika.Fanetrehantena no tadiaviny(humble yourself) fa izay manetry tena no asandratra ary izay manandra-tena no aetry.
29. ikaretsaka
(
18/05/2007 19:38)
lasa misy milaza tena andriamanitra ka mahavatra mamorona didy mihitsy amin'ity "fahamatesan-kambo" ity
31. Rasiligaoma
(
25/05/2007 04:37)
tsy hita intsony izy ity!
tsy hay intsony hoe iza no matinkambo sy matikambo ho Andriamanitra ka mamorona didy vaovao!
tsy hay intsony hoe iza no matinkambo sy matikambo ho Andriamanitra ka mamorona didy vaovao!
32. prime
(
25/05/2007 11:35)
Izaho dia tena liana amin'ny tian'i Laza ambara satria na izaho koa aza dia mba te hahafantatra... Amiko manokana mantsy da ny fisalasalàna (tsy finoana) sy ny fitsiriritana (fanirian-dratsy) no tena heloka voalohany...
Ka mba miandry an'i Laza hitondra ny hevitra... misaotra
Ka mba miandry an'i Laza hitondra ny hevitra... misaotra
