mba misy hopitaly

1. bazylou ( 13/05/2007 11:45)
firy ao Madagasikara ??hopitaly tena izy fa tsy hoe hopitaly tsy misy seza na fandriana notiako lazaina an!!
novalian'i xxx ny 15/06/2007 12:39
2. Fiffi ( 13/05/2007 15:24)
fa nahoana no tsy hisy hopitaly kosa any ? :roll:
3. xxx ( 15/06/2007 12:39)
Fa toa malaza maloto sy tsy ampy fitaovana tokoa ny hopitaly rehetra ao dago e! Mba efa nivoatra ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6497