vary amin'anana sy nofokena nokapakapaina

1. bidagda ( 13/05/2007 11:36)
ity ndray no mba hitako nisy ftona aho te hihinana vary @ anana saingy tsy nahita hanana navoakako ny epinard de nafangariko t@ vary nasiko kbor reny ,curry kely ihany tongololay, voatabia fa tsy misy hafa @ vary @anana ihany, avy eo le beafteak ireny mbola nokapakapaiko nasiko tongololay ihany ko fa mmmmmm! kirana ny vazaha
2. fasaly ( 13/05/2007 11:38)
matsiro kah! ny ahy aza refa tsy mahita hanana dia poirreau no ataoko solony fa hummmm milay
3. fiaritiana ( 13/05/2007 12:15)
kaotimila sy tongolo maitso koa atao solona anana refa tsisy fa tsara iany koa!!
4. diamondra27 ( 13/05/2007 16:25)
epinard ny picard we efa endés rectanle reny no mety tsara , tsy sarotra atao sady efa voatapatapaka
de iny d'efa mety
sosy votabia sy tongolo de milay + vetsin kely

de totokena lely raha ohatra ka minakena

5. booboo ( 13/05/2007 16:35)
hum :°)
6. karinah ( 13/05/2007 19:32)
:-D:-D; ny ahy koa épinard efa nadramako, de anandrano,asina sakamalaho sy cube ,:°) miam kah, mmmmmmmmmmm..:P
7. diamondra27 ( 14/05/2007 07:51)
Maninona raha mba asiana fihaonana de samy mitondra sakafo de sady mifankahita e!

karazana piquenique no atao

de sady mivazo no mikaly
revy gasy e!
8. booboo ( 14/05/2007 09:37)
eka ouz ! daty ? toerana ? ora ? zavatra atao ? tompon'andraikitra antsoiana raha mila fanazavana fanampiny ? :°):°):°)

mazotoa mikara² fa zà efa teo no niala t@ 2 taona :arrow::arrow::arrow:
9. diamondra27 ( 14/05/2007 09:42)
booboo: de havaozina indray akia a!:lol:

ny lhl mivimbina jus sy gitara ohatra de ny vhv mikarakara sakafo

de ny ankizy mivimbina kilalao
10. Fiffi ( 14/05/2007 10:36)
humm......:)
11. booboo ( 16/05/2007 14:26)
Akory kay fahandronareo vary @ anana ? Samy efa nandramako aby :

1-miara-arotsaka ny anana+voatabia+hena voatetika+ vary + kbôr
2-manao saosy voatabia klou, arotsaka ny hena voatetika avy teo. Ela² kelin'iny vao ny anana + kbôr ary @ farany rehefa akaiky ho masaka ny anana vao arotsaka ny vary
3-Endasina mitokana ny nofo-kena vita kitoza. Andrahoina mitokana ny anana dia atao ridritra be saosy. Andrahoina mitokana ny vary sosoa. @ farany mihitsy vao afangaro.

Samy hafa tsiro aby ireo fa ilay faha-3 no tiako kokoa...
12. dongadonga ( 08/06/2007 22:21)
noana zah zany mahita anireo klé,arosoy hoanina ,fa tena @ le oui an:miam::miam::miam::miam::miam:^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7592