adive
1. ftma
(
12/05/2007 21:05)
Tena tiako be ny endive fa sao mahita fomba fandrahoana azy nareo? salady ampiarahana @ concombre no fanaoko fa rehefa andrahoana lasa mangidy be
novalian'i mangabe ny 25/06/2007 22:19
2. sipagasy
(
12/05/2007 21:33)
Izaho aloha tsy dia tia ilay izy mangananganana iny eh, fa rehefa mikarakara azy fotsiny ann dia somary sokiro kely ilay eo @ vodiny iny esory fa iny no mampangidy azy.
Azonjiko andrahoina dia fonosina jambon koa retsy dia atao gratin rarahana sauce bechamel sy fromazy voakiky eo amboniny dia anaty four annnn, fa ho avy eo ny mpiangaly sakafo hanome re7 e!:-*
Azonjiko andrahoina dia fonosina jambon koa retsy dia atao gratin rarahana sauce bechamel sy fromazy voakiky eo amboniny dia anaty four annnn, fa ho avy eo ny mpiangaly sakafo hanome re7 e!:-*
3. melody
(
12/05/2007 21:38)
ito akia misy site, jereo ao fa betsaka karazana fomba fandrahona endives ao, bon app:miam::miam:
http://dconrard.free.fr/Endive6.html
http://dconrard.free.fr/Endive6.html
4. bidagda
(
13/05/2007 11:32)
ny ahy ny endive rehefa hataoko salade de afangariko atody andrahoina reny, pomme, thon @ boite ireny fa tsara, ny vadiko indray rehefa mahandro endive de gratineny @ crème fraiche, mavony @ curry corriendre, asiany herbe de provinve kely andramo fa na ny tsirony le mangidy iny aza tsy tsaroana mmmmmm!asiana jambon blanc na viande de grison
5. ftma
(
13/05/2007 20:34)
sipagasy: efa nohaniko io nolazainjy io fa tsy heno intsony maha endive azy, tsara raha mba magidigidy fa tsy tena mangidy aloha e
misaotra melody
bidagda ndraso fa andramana io :miam:
misaotra melody
bidagda ndraso fa andramana io :miam:
6. mangabe
(
25/06/2007 22:19)
ftma:
sipagasy: efa nohaniko io nolazainjy io fa tsy heno intsony maha endive azy, tsara raha mba magidigidy fa tsy tena mangidy aloha e
misaotra melody
bidagda ndraso fa andramana io :miam:
Ny endives dia mangidy raha tsy asorona ny "coeur" ao amin'ny vodin'ilay izy (ilay boribory). Na manta aza dia mangidy indraydray. Tsy ny "cuisson" noho mampangidy azy.
http://tour-en-cuisine.over-blog.com