Mitady olona voha an'io aretina io aho mba hazahoko toron'kevitra na hoe conseils d'hygiène de vie, exercices...fa tena mizaly mihitsy aho na dia mandray fanafody aza. Misy dokotera specialiste mafantatra tsara an'io aretina iho ve ? Misaotra be !
Misaotra anao Fiffi. Faly aho fa nampiseovinao an'ilahy site manana anarana hoe : APAISER. Amin'izao aho afaka mandinika zavatra be dia be mombani'ny aretiko. Amicalement.