Madagascar Team but not TIM
1. Jeankely
(
12/05/2007 03:51)
Izaho araka ny filazako tany aloha dia tsy TIM ary tsy fantany akory. Saingy tarika (TEAM) manohoana ny fampandrosoana an'i Madagasikara kosa aho. Ny famotehana zavatra mijoro amiko tsy tsara satria ny manangana sarotra ary ny Malagasy ihany no maneso ny Malagasy rehefa mitady vola hanaovana tetik'asan'ny firenena. Ny fanaovana ny mety tsy midika fa fanarahana ny ataon'ny TIM. Na iza na iza mitondra dia tsy miova ny dikan'ny hoe "FAMPANDROSOANA sy FANDRAISANA ANJARA AMIN'IZANY". Koa aza afangaro fa tsy mety. Ny olom-pirenena dia samy natao hitady ny hevitra rehetra anasoavany ny tenany, ny ankohonany ary ny fireneny raha mahavita izany izy.
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:36
3. daomania
(
12/05/2007 08:41)
TIM est un parti politique, en tant que tel ses membres sont solidaires autour d'une idée ou d'un leader (si on n'aime pas ou plus le TIM, on le quitte!)
Les "membres" de Madagascar Team portent Madagascar par-dessus tout parti politique (ou autre regroupement d'individus quelconque) et par-dessus tout individu quel qu'il soit !
Les "membres" de Madagascar Team portent Madagascar par-dessus tout parti politique (ou autre regroupement d'individus quelconque) et par-dessus tout individu quel qu'il soit !
4. bazylou
(
12/05/2007 12:36)
inona ko ano hitsofohako any amin'izay fikambanana zefazefa any amin'ny sisiny any, sa vao noforoninao indray io rajeankely be!!
Dia mamorona fikambanana dia manao asa soa ve ??beuurk , fanampiana sy trosa ihany no zavatra hainareo e!
Dia mamorona fikambanana dia manao asa soa ve ??beuurk , fanampiana sy trosa ihany no zavatra hainareo e!
6. Jeankely
(
13/05/2007 02:36)
Tsy misy fikambanana izany ry Manampahaizana a. Fomba fanazavako amin'ny maha-vendrana ahy angamba no tsy azon'ny manampahaizana Bazylou. Izaho dia hiala amin'ny fiteniko teo aloha momban'i Bazylou fa manomboka izao indray dia i "Prix Nobel" Bazylou no hilazako azy satria manampahaizana avo lenta izy. Ny resaky ny manampahaizana moa raha toa ka mitia ny fiaviko aho dia heveriny fa mitetika anangana antoko politika fah-200 ka hihevitra hitondra an'i Madagasikara koa. Olon-tsotra aho ry "Prix Nobel-Bazylou" ary tsy zakako izany fitondrana izany fa ny anjarako dia ny manao izay mety kely vitako amin'ny tandrify ahy ooo. Efa betsaka ny mahalala ny sainao ka sarotra tokoa ny mifanazava amin'ny "Prix Nobel"
