Fanadihadihana olona 20 tany Andrigitra sy Ambondrombe
1. Jeankely (
11/05/2007 03:29)
Raha hanao fanadihadihana dia misy lalanany. Dia mihevitra ny sasany ho donto tokoa ny eto ka aseho daholo izao resaka votany izao. "Echantillonage" sahala ny ahoana ary taiza ny olona 20 hilazana fa tokony miala ny fitondrana. Satria tany Andringitra sy Ambondrombe no nanaovana ny fanadihadihana ka tsy mahagaga raha motraka ny valiny. Olona malaza ary Mpampianatra "Statisticien Demographe" anisany sangany amin'ny Malagasy nirotsaka ho fidiana ho "President" ary nampanao "Enquetes". Ny vokatry ny fanadihadiany dia "Ratsiraka" voalohany ary izy Faharoa. Tonga ny fifidianana asa taiza no toerana sy laharana nisy azy. Koa io resaka fanadihadiana io tsy tenitenenina foana satria mipetraka angazety ary mbola hita amin'ny "Archives". Omeo ny lesona tsara.