Mampahay sa mampadondrona ve ny Ordi...?
1. sympa
(
10/05/2007 21:39)
Ny hevitra tiako ho entina eto de le resaka ny RAD @ hoe: mampadondrona anareo fotsiny io Tele misy bokotra maro be io, tsy mahavita ninoninona akory anareo fa de eo ambod... eo foana :!: :roll::^) Tsy aiko aloa izay hevitrareo @io fa tena talanjona ao voan'io resaka io eee :!:8-):{:{:{
novalian'i namanao ny 16/06/2007 15:14
2. ftma
(
10/05/2007 22:53)
sympa mampahay io ko, lasa miezaka mianatra mampiasa an'ilay bokotra, za taloha efa ho 1h vao mahavita manoratra page izay izao efa tsy mijery clavier intsony
sympa: lasa maha sympa ilay ordi :-*
sympa: lasa maha sympa ilay ordi :-*
3. jaopar
(
10/05/2007 23:16)
Raha amiko aloha arakaraky ny fampiasana azy ihany, fa raha anaovanao game na hijerena film na zavatra hafa fotsiny... dia tena maha dondrona ity fitaovana ity :wink:
4. wooda
(
11/05/2007 00:55)
sympa efa manomboka ho dondrona @ ordi! :-D
manadino sipa sy tsy misakafo koa angambany! =))
mbola hitohy!(...)
manadino sipa sy tsy misakafo koa angambany! =))
mbola hitohy!(...)
5. ftma
(
11/05/2007 08:25)
wooda manomboka mahay sympa fa tsy tondrona izany an
Hitako fa ny olona zatra mampiasa ordi raha mbola kely dia lasa tsy mahay manoratra @ tanana intsony, lasa ratsy soratra, betsaka ko no manao diso tsipelina
Hitako fa ny olona zatra mampiasa ordi raha mbola kely dia lasa tsy mahay manoratra @ tanana intsony, lasa ratsy soratra, betsaka ko no manao diso tsipelina
6. simplex
(
11/05/2007 10:41)
t@ za mbola tsy nahalala solosaina tena nahay be mintsiny fa vao nampiasa d nihavendrana dondronda doma zero manatody sisa :roll: soa ihany fa voasolo ny sainako :P
7. sympa
(
11/05/2007 17:09)
simplex:
t@ za mbola tsy nahalala solosaina tena nahay be mintsiny fa vao nampiasa d nihavendrana dondronda doma zero manatody sisa :roll: soa ihany fa voasolo ny sainako :P
=))=))=))=))=))=)) zany ve less ry simplex :?: Ny any wooda kosa zvtr hafa fona :!: :-D:-D:-D Le efa manoratra marina de lasa ztr ny ato @ serasera ka rehefa manoratra de lasa abrev fona no voasoratra any ka raikitra ny fanontaniana hoe: " FA INON NO DIKAN-TY ". Fa raha tena izy @ko de mampivoatra ahy le Ordi klo eeeeeee :!: ;-);-)
8. bunny
(
16/05/2007 16:43)
miankina @ hampiasana azy kosa aloha e, raha mampiasa ilay ordi hanaovan jeux fotsiny enao dia ié mety mahay ny taktika rehetra momba izany :P8)fa tsy mahay zavatra hafa.... raha mampiasa ordi enao hanaovana recherche ohatra, tena mahalina no mampahay8).... fa raha mapiasa ordi enao hiresahana fotsiny (serasera) dia mety izy roa mihintsy no mitraika=))=))
9. lapino
(
16/05/2007 16:48)
Tena mampa-dondrina ny ordi. Ny tena loza aza le manantena hoe voasolo ny saina, kanjo le ordi koa aza tsy misaina :^)
12. namanao
(
16/06/2007 15:14)
sympa:
Ny hevitra tiako ho entina eto de le resaka ny RAD @ hoe: mampadondrona anareo fotsiny io Tele misy bokotra maro be io, tsy mahavita ninoninona akory anareo fa de eo ambod... eo foana :!: :roll::^) Tsy aiko aloa izay hevitrareo @io fa tena talanjona ao voan'io resaka io eee :!:8-):{:{:{
Arakaraka ny zavatra ataonao aminy ihany io ka. za zao lasa tsy rapida tsony rehefa manao calcul mental.
De rehefa tena dans le feeling amin'lay zavatra atao eo amin'ny ordi de manomboka manadino misakafo, manadino matory, manadino ...
Fa le fampiasana ordi kosa aloha nampitombo ny fahaizako sy fahalalako e !!