kalon'ny fahiny

1. belo23 ( 08/05/2007 16:11)

manahoana daholo ry olombelona rehetra aaaaaaaaaaaa
tsy mba tsara ve raha mba misy ray amandreny taloha manome partition @ solfège na solfa ireny hira na feon-kira natao t@ny piano taloha ireny
toy ny hoe afindrafidrao, aody ry analamanga, ireny hiran'ny bessa ireny mba qhangatahiko ny naotiny dia misaotra mialoha tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549