ho any afrika
1. bazylou
(
07/05/2007 21:49)
hanao codéveloppement sy fanampiana hono i SARKO ato ho ato!!:-D:-D beurkkkk
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 04:32
2. xxx
(
08/05/2007 09:15)
ouuuudryyyy inona ny maha ratsy an'izany??? izay ny anisan'ny hialàna @@ izao immigration tsinontsinona izao!!! izy aza vonona hampandroso ny firenenao ka inona ny olana??? tsy anjarany direct nefa izany fa anjaranao ny manasoa ny tanindrazanao mba tsy hialànao any, mba tsy hisian'ny mpivahiny be ao @ fireneny(frantsa...) izaho aloha dia manohana io heviny io 100% eh, jereo anie ny hevitra 15 avoitrany e! dia alalino fa milay e!!! tsara hiy aho e!!!!hoy anie i lepen hoe i sarko, candidat issu de l'immigration e! ka efa rehareha be ho an'ny vahiny izany fa asakasak'izay tsy mbola manokatra maso ihany, sady jereo anie i cecilia é! tsy misy rà frantsay mikoriana ao anatiny fa rà vahiny tanteraka, ka mbola inona koa ny filàza izany?? hoe raciste ve izy (sarko??? ) hihihi aza mba mampiomehy hoy aho e!!!!!!!!aleo hiasa @ izay ny karcher izao aloha hanadiovana ny tanàna e! izay mendrika no aleo hijanona, mendrika tahaka azy vahiny koa io... et bla et bla et bla......
3. Jeankely
(
11/05/2007 04:32)
Jereo fa manokatra loha-hevitra hafa i Bazylou Mpams ary ilaozany iny satria tsy mahita havaly na hiarovana ny foto-keviny izy. Manokatra loha-hevitra indray dia sahala izay hatrany. Ary ilay sipany "LALAH" tsy manampy azy akory. Wanted "Bazylou sy Lalah" mahay be ary manao resaka PILITIKIM-BENDRANA. Izaho mampihomehy fa hianareo tsisy jery.=)).Aiza eeeee
