Iza ianareo no tsy efa nanaikitra vodina sitlo

41. lapino ( 10/05/2007 13:05)
=))=))=))
42. xxx ( 10/05/2007 13:33)
ka lazao anay mbola misy v... ianao io sitlo sa efa lanin'ny rehetra
43. sympa ( 10/05/2007 16:21)
Raha zako zany lay suze de sitlo olll zany io kakerina io fa tsy ilay "Stylo" tena izy kle :-D:-D Raha sitlo aloa de tsy mbola ny aty :-P:-P fa raha ilay "stylo" tena izy de efa nihinana nivodiny misy encran mintsy kle =))=))=))=))=)):-D:-D:-D:-D:-D
44. pissoa ( 11/05/2007 15:08)
simp : stylo fa tsy sitlo :-D:-D:-D
raha io sitlo io meko ny daka ny vodiny raha hitako :oops::-D
45. wooda ( 12/05/2007 02:29)
pissoa:

simp : stylo fa tsy sitlo :-D:-D:-D
raha io sitlo io meko ny daka ny vodiny raha hitako :oops::-D



:-D:-D, ngah mety dakana ndray le vodiny sitlo?
46. cialaurie ( 12/05/2007 06:30)
ny ana aza laniko bokaboka mihintsy ny vodina :-D"stylo" :-Pvao avelako,
47. johnnyandri ( 12/05/2007 07:23)
Nena ampiadiko ny stylo de aveo vaky ny vodiny:^):^):-D:-D:-D fa voatrobaky ny sitlo hafa:-D:-D:-D
48. sitlo ( 14/05/2007 14:58)
:-D, eo dia mody miala bala be eo daholo, nefa misy any zao tsy manaiky mihitsy. Indrindra fa le mpanoratra ireny :-D ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2177