Ravalo dehors rehefa tsy hampihaina malalaka ny vahoaka
21. lamie
(
09/05/2007 15:00)
ny faniriko dia ny hilaminantsika fa mpinamana isika rehetra eto,hifanoro, hifanampy no tanjona,malaza tia fihavanana ny malagasy ka mijoroa ry namana isany e!
22. paris10
(
09/05/2007 15:38)
oka reto a!ny :-*:-*:-*ndray zao!
23. paris10
(
09/05/2007 15:41)
tsy mi-exagerer ve lalah?tsy misy manakana zay te hanokatra sy hamokatra zany kosa e!zay miasa maharaka ny namany!
24. Jeankely
(
10/05/2007 03:33)
Manaja ny rehetra aho ary misaotra ireo manintsy saingy izaho kosa tsy manaraka ny hoe raha manisy tehamaina anao amin'ny ankavia dia omeo koa ny ankavanana. Ho anay vao mianga ary mihevitra anisy tehamaina anay dia ny anay no tonga aloha. Samy manana ny toetrany io. Ary ny olona manasa lohan'ny Tanora Malagasy fahavalonay hatramin'ny farany. Tanoranay, Malagasinay, Madagsikaranay, Tianay, Arovanay. OHOHO. Tsy miala ity HAHAHAHAHA8O
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0095