diamondra27

21. nathie86 ( 11/05/2007 06:42)
aiza:roll: efa miandry za io ne eh:P
22. diamondra27 ( 11/05/2007 06:43)
nathie: tsy mety mivoaka eto ny sariko fa mavesatra be loatra

kalou mbola ankelezina...

De @zay vô zaraintsika

@ 27 Mai zao aza ndry invité-ko e! afaka ve?
23. nathie86 ( 11/05/2007 08:14)
Nga maazo mandeha any ndray mo ny Etranger kle fa nga tsy Sarko ny presidan:roll:
Miandry za ary eh
24. diamondra27 ( 11/05/2007 08:39)
hay moa ndry any dago tokoa , tssss letia e! nareo koa nama tena tsss a!

25. ikalakintina ( 11/05/2007 09:03)
tratry ny tsingerintaona ary diam a!
26. diamondra27 ( 11/05/2007 09:07)
ikalakintina : de misaotra e!:-*:-*:-*
miandry ny anjaranareo
27. Vaika ( 16/05/2007 20:09)
Bon anniversaire de mirary soa indrindra:-*:-*:-*
(miala tsiny fa tara kely :oops::oops::oops: )
:-*:-*:-*
28. diamondra27 ( 17/05/2007 06:40)
vaika : tsy maninona mitsy fa vaut mieux tard que jamais hono e!
za ndray faly foana refa misy mahatsiaro ka
:-*:-*:-*

dia misaotra ny olona hafa mandalo eto @ serasera fa niarahaba tany ambadika
:-*:-*:-*
29. andrea ( 22/05/2007 16:56)
Happy B ... tara lava comme d'hab za ...
Mirary soa sy Diam's bedabe .. :-*
30. totofy ( 22/05/2007 20:36)
kay nisy an' ity tato bonanif zany ry diam's an !:wink::-*:-*:-*
31. xxx ( 22/05/2007 20:40)
bon annif avy @ xxx be da be ô!:-*:-*
32. diamondra27 ( 22/05/2007 22:22)
totofy: efa saika kivy be za we mba oviana aza no ho tonbga le totofy :wink: sa de efa nanadino:lol:

xxx: mersi ô!:-*:-*

andrea:mieux vaut tard que jamais wa, de mersi bokou :-*:-*
33. veromanitra2 ( 06/06/2007 11:17)
bonne anniverssaire aky Diams
34. diamondra27 ( 06/06/2007 13:59)
veromanitra2:

bonne anniverssaire aky Diams



tena misôtra betsaka akia ry veromanitra mahatsiaro a!

(l):-*:-*(l)

oviana no hiaraka hihinana gatô?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2693