tokony mba handinika ihany ianareo timiste

1. bazylou ( 06/05/2007 22:15)
mpinompino foana ireo , ary koa rajeankely be..... ny amin'ity article 46n'ny constitin'ny tikoland ity!! ianareo ireo izany dia mankasitrak an'io daholo an!! mampataharata satria fasciste daholo ianareo!! fasciste mahantra velona en plus!!:roll:
novalian'i Jeankely ny 08/05/2007 03:53
2. Jeankely ( 07/05/2007 04:11)
Raha ny fahantrana aloha ry Bazylou Mpams dia tena mahantra aho ary tsy mpanam-bolabe sy miadana sahala aminao ekeko tokoa io fa izaho kosa tsy Mpikambana Pilitiky ary tsy fantatry ny TIM mihintsy hoe iza aho. Na mangalatra ireo na nangalatra ianareo sy ny tarikareo izahay mihezaka hiresaka amin'ny olona fa ratsy ny halatra ary io no nahatonga ny firenena amin'izao toerany izao fa tsy hampirisika ny olona hanaraka ny toetra ratsinareo izahay. Marina tokoa ary fantatro tsara fa any amin'ny figadrana ny samy mpangalatra mifampidera ny halehiben'ny halatra nataony sy ny hevitra hanaovany mafimafy kokoa. Anareo izany fa ny rariny no hifampiresahanay fa tsy ny fiarovana Mpamosavy ny Firenena.
3. bazylou ( 07/05/2007 11:56)
tapaka lalan-dra rajeankely marina!!:-D:-D:-D
4. Jeankely ( 08/05/2007 03:53)
私はマダガスカルを愛する. Ich liebe MADAGASCAR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.041