naratra ny fony
1. xxx
(
05/05/2007 07:32)
vonon'izy ny andao ny hafaliana sy tsiky fa nilaozany ilay tiany, milay izy fa hoavy ilay andro mety hafoy izao tontolo izao.
novalian'i gasymanja ny 16/07/2007 17:41
2. sitlo
(
05/05/2007 10:04)
nilaozany ilay tiany
sa
nilaozan'ilay tiany? :°)
Ohatra ny mampalahelo koa izany famoizam-po izany.
sa
nilaozan'ilay tiany? :°)
Ohatra ny mampalahelo koa izany famoizam-po izany.
3. xxx
(
05/05/2007 10:40)
re- "nilaozany" sa "nilaozan'ny" tokoa ?
xxx > he izany izy hoe "Naratra". Ny ratra afaka tsaboina, mihalefy ny fanaintainana rehefa mandeha ny fotoana. Raha "naratra" dia efa taloha izany fa tsy @ zao fotoana zao intsony. Manaova jery todika kely hoe im-piry enao no solafaka sy naratra t@ fiainanao nefa tafarina sy tody @ zao andro anio zao...

5. nikopol
(
05/05/2007 19:36)
maninn nefa no natao xxx e ? tsy afaka manatitra vonikazo akory zay raha lasa ianao :lol:
7. simplex
(
07/05/2007 12:17)
tantara style "because of you" :P
Mety tsy izy no izao totonlo izao k aza asiana na sento akory aza ary aza kivy fa mbola hoavy ilay maraina hiposahin'ny masoandro.
ra any @ pole nord mou d mahazo mampiasa jiro (labozia romantika :roll:) na kou mamboly tournesol ;-)
:D d ampy

8. nikopol
(
07/05/2007 12:43)
nareo kosa ratsy fanahy e ! raha te ho faty kosa izy aleo hamono tena fa tsy mety aminy ny ety e !
12. sonwin
(
08/05/2007 08:22)
xxx:
vonon'izy ny andao ny hafaliana sy tsiky fa nilaozany ilay tiany, milay izy fa hoavy ilay andro mety hafoy izao tontolo izao.
lazao izy fa tsy maintsy ho faty ihany indray andro any ka aza maika. Iray hono no lasa hoe fa folo no misosoka.Dia adinoy ny aminy, aza misy tsaroana eny na dia anarany aza. Dia aza milalao afo intsony hono hoe :roll:
17. cristal
(
09/05/2007 09:11)
(l)(l)(l)Izay mitady fitiavana marina dia ahita fitiavana marina,mitadiava ny lehibe indrindra,ny ratra po azo sitranina fa ny fahaverezana any @ afo no tsy azo avotana intsony,MANANTENA @ FINOANA DIA AHITA NY AVY @ ilay RAY,ka tsy hisy kianina intsony fa aharitra mandrakizay ny fitiavana!Korazy e!(l)(l)(l)
19. Fiffi
(
13/05/2007 17:05)
nikopol::roll::roll:
nareo kosa ratsy fanahy e ! raha te ho faty kosa izy aleo hamono tena fa tsy mety aminy ny ety e !