sahalany tsy gasy

1. Aino ( 05/05/2007 00:55)
misy ny sasany ilay olona tsy mahalala ny dikany ilay TSY "non" TSY TIANA sa ahoana mihintsy!!
novalian'i zaagasse ny 19/07/2007 12:55
2. soanja ( 05/05/2007 02:00)
Tena misy tokoa io/ireo olona ireo ka. Tsy fahampian'ny traikefa eo ain'ny fiainana na ny fakana lesona avy amin'izany sy ny fahaizana mandalina zavamisy no mahatonga izany.
Aza omena tsiny rehefa izany satria tsy mitovy akory ny IQ ntsika rehetra.
Saingy tadidio koa fa misy ny mahazo tsara ny hafatra ampitainao na ambava na amin'ny fihetsika sns fa dia odiany tsy fantany na tsy hitany satria na niniany sy tiany koa ianao sahirana amin'izany fampitana message hoe Tsy tia na Non izany. Satria refa sahirana ianao na mijaly dia mahafaly azy izany na mahamety azy izany.
Toetra daholo izany ka dia mahereza aby. Samihafa isika olombelona saingy samy nateraka aby.:wink:
3. Aino ( 05/05/2007 06:36)
soanja ka misy ny sasany hireo manahira fa na im-polo kely aza averina dia mbola tsy alainy ho matotra ankory, araka ny voalaza nao io dia mody tsy maharea.
4. booboo ( 05/05/2007 11:10)
dia aza averina aminy intsony e ! aza miresaka aminy tsotra izao fotsiny dia samy maka ho azy....
5. mignone ( 05/05/2007 11:13)
ataovy aminy teny espagnole ndray oe , dia ovay hatrany hatrany :-D:-D
6. methode ( 06/05/2007 17:25)
Ka mety iny iray iny kosa no mba tiany ko! Mety miova hevitra iny rehefa anaovany lemozy!Izay maharitra hono vadin'Andriana!
7. Zina ( 06/05/2007 22:41)
Tsy anie ndray2 lasa eny e hihihiih
8. arialy ( 07/06/2007 11:23)
methode
inn no dikany oe lemozy zany?
:roll:
9. zaagasse ( 19/07/2007 12:55)
raha tena malagasy enao de teneno hoe zaho tsy afaka ny hiaraka aminao fa aza miteny izany hoe TSY inona zao zany?.ho ahy aloha de tena tsy malagasy mihitsy le hoe TSY e ary tsy TSY zany koa no fiteny fa TSIA rehefa mivoana ary enao hilaza hoe TSIHY hahahaha hihihi... hehehe aza mifanambany akia mba lazao amin'ny fomba tsotra izy rehefa tsy tiana e fa aza atao hoe itony ihany koa sahalan'ny tsy gasy..ok.malagasy daholo isika anie e fa le fahaizana no mahasamihafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0564