Mendrika ve Ségolène ?

21. meva2 ( 07/05/2007 06:51)
I Ranavalona dia olona nanana ny maha izy azy mihitsy satria nahavita nitondra sy niaro firenena iray manontolo. Marina fa rehefa somary autoritaire sy masiaka ny vehivavy dia ampitahana aminy, kanefa raha ireo toetra miavona sy ny karazany, ataoko angamba fa dia défaut manokana izy io fa tsy hoe nolovaina. Ary nareo angaha mihevitra fa frantsa irery no misy vehivavy ohatr'izany? mba jereo koa any madagasikara sao dia mihevitra ianareo fa sourire lalandava ny any.
Ny remarquer-ko dia indrindra entre ny samy vehivavy no sarotra kokoa ny fifandraisana
22. mignone ( 07/05/2007 09:42)
ka matoa ilay lhl mbola mijanona sy manaiky fehezina dia tiany izany
23. fijo ( 07/05/2007 14:14)
le ho e manaiky kosa ngamba adalana kle
24. saroun ( 09/05/2007 17:14)
tena marina mitsy fa zany mifanena eny an-dalana zany sanatria toa ny olona mpifahavalo mifampivandraka fotsiny de samy lasa ny sasany zany arabaina aza mody tsy mamaly fa miavona be tena toetra ratsy be nefa ane ka aty antany lavitra aty no tokony tena hampisehoana ny fihavanana malagasy.
25. fijo ( 09/05/2007 21:19)
saroun an,avy de saromy raha vao manao toa ireny.
26. Fiffi ( 14/05/2007 06:16)
an3 kah ! tondé :) izy......
27. fijo ( 15/05/2007 21:45)
ompao fa hainy iny ka
28. Fiffi ( 17/05/2007 18:14)
ny anaha akia de vao maika ataoko :) de aleo hianjona eo fa tsy amakiky loha klé !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6056