Tsy sarkosy aho satria...

1. Samoana ( 04/05/2007 16:18)
...tsy tiako hisy pancarte eo an-tokontanim-pianarana manao hoe:

" Ry mainty loha ! Ataovy am-paosy ny karatrao rehefa manatitra sy maka mpianatra.
Sonia: Ny milisy "
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 06:24
2. xxx ( 04/05/2007 16:23)
Dia izay izany koh! sady soa fa mbola tsy nisy nanery hoe Sego tsy mahatanty resy na sarko fidiana:-D
3. Samoana ( 04/05/2007 16:44)
... tsy tiako ny ahita ireo dadabe mamaky ilay soratra manao hoe :

" Immigrés retraités ! Miverena miasa...fa aza manabe tarehy:cry:
Sonia : Mpizara pensions "
4. hery ( 04/05/2007 18:36)
Ny an'i Sarkozy toa mitady hitovitovy amin'ny an'i Hitler ihany. Principe du mérite moa izy izay?

Izay miasa be ihany no tokony homena valisoa be... raha sendra kilemaina ianao ka tsy mahavita mihoatra ny hafa dia tsy hihinana.

Izay immigrés misy ilàna azy ihany no tokony hampidirina ao Frantsa. Raha ny zanakao izany no afaranao (zazakely mbola tsy hamelona fa mbola hovelomina) dia miala tsiny.

Rehefa kelikely dia hoe aleo vonoina izay be antitra ny marary, ny kilemaina, tsy mahavelon-tena intsony fa mamono antoka... vesatra ho an'ny fiaraha-monina.

Sa tsy izany ve?
5. booboo ( 04/05/2007 18:40)
zay mihitsy !
6. kally ( 04/05/2007 19:30)
Ka ny olona miasa be ve tsy tokony handray karama be koa aminareo? Sa dia asaina mandoa hetra lava tsy misy fiafaràny na ny mpiasa na ny mpampiasa ka aiza no tsy hitsoaka ny orinasa? Ho anay aza aloha zaranay mba mikisaka mankaty aminay ny orinasa ao Frantsa e:-D Mba mihena ny tsy an'asa dia mba mihena ny hetra alohanay.

Ny kilemaina, raha nanaraka ny resaka kosa ianareo dia zavatra hafa no nolazainy tao fa tsy io voalazan'i Hery io:wink:

Na tsy hampitomboina aza ny hetran'ny mpampiasa dia mmitetika ny hampihatra ny "démocratie sociale" i Ségo, votsotra tsy hisy tavela ao France intsony ny orinasa raha io no mihatra satria ny syndicat sy izay tiany ihany, tsy misy an'io aza izao malaza ratsy @ grevy ny frantsay mainka fa hisy an'io angamba dia asa ny hahazo anareo.

Saingy aleoko Sarko no lany sao mamindra aretina aty @ mpanao pôlitika aty aminay ity Ségolène-nareo tsy mahay n'inon'inona ity. Sady efa mandrovi-tsihy izy ato ny fahitàko azy.:lol:
7. Samoana ( 04/05/2007 19:43)
...efa re siosio

fa hi-pac's tsy ho ela @ antenimiera le pen jean-marie sy le sarkozy:-w
8. fijo ( 04/05/2007 20:38)
eritrereto fotsiny hoe berlusconi no tia azy?????????mazava an.za bayrou n tiako fa eto kosa aho hiodina sego
9. tywa68 ( 04/05/2007 20:41)
xxx : mbola manana 2 jours enao hieritreretana tsara :lol:
10. fijo ( 04/05/2007 21:08)
isika rehetra fa tsy izy irery ka
11. Samoana ( 04/05/2007 21:23)
...ahita soratra mibaribary:

" Izay asa omena tsy maintsy alaina
Raràna mafy ny taraina !!
Sonia: ANPE/APEC "


ANPE = Agence nationale pour l'emploi
APEC = Agence pour l'emploi des cadres
12. fijo ( 04/05/2007 21:37)
vola vola vola vola ihany
13. booboo ( 05/05/2007 11:07)
famaizana famaizana ary famaizana hatrany
14. anouck78 ( 05/05/2007 13:30)
Ny antony hifidianako an'i Sarkozy aloha e de leo ny insecurité eto frantsa aho satria aho de mipetraka ao @ cartier populaire, novakian'ny olona maizina sady mineur ny fiarako @ 11 alina tratra ilay olona, nampanatsoiny polisy izahay mivady; izaho sy ny vadiko indray no nafenina mba tsy ho hitan'io olona io; nangatahina porofo raha anay marina ny fiara avy eo natao ny mombamoba ny fitarainana sy ny sisa de tsy nisy suite intsony

faharoan'izany eo manome vola ho an'ireo kamo hiasa aho.
Tsy niasa aho il y a 3 ans fa bevoka nahazo ny droit araka ny tokony ho izy aho ,nisy namako koa moa bevoka de tsy niasa mandray rmi izy izaho tsia fa nandray aide ary de nitovy ny valeur noraisinay ...
Taty aoriana anefa de te hiasa aho satria efa lehibe ny ankizy no mba sady te ho prorpietaire koa ,hita ny asa nasorina tamiko daholo ny aide rehetra satria nihoatra 2h de temp de travail aho izany hoe ra niasa 18h /semaines au lieu de 20h de nahazo tobony kokoa nho ilay namako .

Fahatelo manarakarakizay de indray andro any eto andafy de afaka miteny ny zanako hoe lovako t@ dada sy mamako io fa tsy hoe mbola hividy ilay lovako aho
15. Rafiombonana ( 05/05/2007 14:47)
Mazava ho azy alo fa izay tsy frantsay na frantsay an taratasy ao frantsa tsy maintsy hanohana Ségolène. Hoan ny tena frantsay miaro sy mitsinjo ny hoavin ny "frantsay" anefa dia takany fa hampitotongana an i france ka tsy hahatazomany ny toerana misy azy eo amin ny économie sy sehatra iraisam-pirenena ny fifidianana an i Ségolène, eny fa na dia eo amin'ny sehatra eropeanina aza dia hitotongana i frantsa ary io no andrasan ireo eropeanina sasany te hisongona an'i frantsa ka anohanan'izy ireo an'i Ségolène : Prodi.... Noho izany dia aleon ny tena frantsay hiaritra amin ny Sarkozy alo hitazomana ny "grandeur della France" toy izay hanao risque amin'ny "sentiment social" n'i Ségolène hahaosa an'i france eo amin'ny sehatra iraisam-pirnena
16. Samoana ( 05/05/2007 19:20)
Vita halina ny fampielezan-kevitra ary tapitra teo koa amiko iny resaka iny mba ho fanajana izany.
Tsy mampiova ny fiainanay manokana na iza lany na iza fa adidy @ mahagasy ny tena aty an-tanin'olona no niadiana hevitra teto.
Soava tsarà daholo e:wink:
17. fijo ( 07/05/2007 14:17)
ajaina ny lany e
18. Fiffi ( 14/05/2007 06:24)
ka tsy misy azo atao afats'io.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5845