"ny hazo no vanon-ko lakana,...
1. mpamonjy
(
02/05/2007 13:23)
ny tany naniriany no tsara"
Tsy voatery izay anefa satria, misy ihany ny exception hoy ny teny baiko;
i bill gates izao tsy nanao harvards, nefa tafavoaka t@ fiainana,
izany hoe n'iza n'iza izy ka te ho tafita , dia mila miezaka mafy,
i ra8 koa izao ny antsika,
ka hoy hoe : "ny valala tsy azo raha tsy handriana ilika"
(l)

novalian'i Jeankely ny 07/05/2007 10:02
3. bozyboleta
(
02/05/2007 14:49)
Reo olona nolazainao reo de samy nanana le fitiavana te-hisondrotra sy te-ho tafita de nanao self-made men.
Tena ilaina ny fianarana fa tsy voatery izay fotsiny ihany nefa no lalana ahatafavoahana @ fiainana.
Raha ireo mpitondra nifandimby sasany teto raha tsy hilaza afa-tsy ry Deba sy ry Professeur Agrégé de fantatsika ny fireharehany ho tapi-pahaizana, indrindra moa le raikalahy jamba iny, nefa aiza no nanaovany an'i Gasikara. Ny iray moa tsy nahavita mandat akory.
Betsaka @ reo milaza azy ho favy no tsy tafa satria diso nanao arizato am-pandriana be loatra. De reny zao le mpanohitra mbola miseho ho be stratejia sy teoria. Efa nomena okaz nge teo @ fitondrana fa inn no nataon'ireo ohatra ry ZO be milaza ho expert...
Ny action ihany hoa!

5. bozyboleta
(
03/05/2007 09:24)
Thank you Jeankely a! But stubborn people really have difficulty accepting that idea.
Reo efa voafehy sal@ sôvaly ny masony tsy mahita n'inn n'inn reo.

7. pimaso
(
03/05/2007 12:16)
mahantra olo-manga angamba ny firenentsika izany e,
fa be baoritra;
rehefa hiasa fotsiny no tsy ekena eto @tsika hoe compétent aho fa hampidiro raha tsy misy le taratasy;
fa mpamonjy no teraka anio...
;-)

8. xxx
(
03/05/2007 19:58)
Tohizo ilay teny anglais ry zalahy fa le frantsay ity efa tsy lasa intsony, aleo hoan'i Deba mianakavy, sady rizareo toa citoyens jiaby
9. Jeankely
(
04/05/2007 03:41)
Ok. Don't forget that the countries ex-colonised by French are not in progress like the others from British. Maybe "Mpams Bazylou" doesn't know how to read "International News". Ataon'ny ankizy vizana i Mpams. Mieritreritra lalina isaky ny mandray ondana Ra-Mpams. Hahaha:lol:
10. xl
(
04/05/2007 07:10)
All friends,
Remember that, it is not the intelligence that misses us
and the potential also
it is the structure, the organization, the strategy of development,
for me that we speak French, English, German, Chinese, Japanese, no matter
it is the international trade that interests me the more, the export,
is not necessary then too to discuss on the strangers, it is we that must impose our culture, our own value,
Why do the 04 dragons of asia manage it and not us?
Remain to know
Move your ass then!

11. Jeankely
(
07/05/2007 10:02)
All right, we can take the experience of the four Gangs. Tell Bazylou to know that Private Sector is first but not the government that's why Singapore, Thailand, Hong Kong and Taiwan could go fast. But Bazylou always talk about the corruption made by his relatives before. My oncle was corrupted people eeee Bazylou said. Hahaha. Mianara tsara dia omeo ny hevitra milay Rankizy aaaaa. Ataovy maivoka RANKIZY OOOO. Bazylou Mpams hitan'ny Zaza milay.