Rolland Ratsiraka

1. ronaldo09 ( 30/04/2007 20:11)
O ry vahoakan'ny Toamasina a!Tsy rariny mihitsy izao fa fanitsakitsahana anareo !Mihetseha ary aza manaiky!Raha mafy ianareo kitiho i LAHINIRIKO hahitanareo izany atao hoe Toliara izany.
Zao fotsiny ry leiry e!Avoahy i Rolland dia ampy izay .....
novalian'i fafabe ny 20/05/2007 06:27
2. gasypantin ( 30/04/2007 20:52)
INONA ARY ITY E!
3. Fiffi ( 01/05/2007 07:12)
fanakorotan-tsain'ny olona ve zao ?
4. zakilinina ( 01/05/2007 12:01)
Tsy hitako mihitsy izay ankalahain'ity ranamana ity ny fitondrana. Mino aho fa hadalàna fotsiny satria tsy ahazoany vola kely akory izao.
5. fijo ( 01/05/2007 22:09)
efa hoavy ny an'i lahiniriko ka,andraso kely fotsiny
6. ronaldo09 ( 02/05/2007 00:15)
Dia andramo Lahiniriko fa ho hitanao io eo!
7. Stone ( 03/05/2007 02:04)
I Lahiniriko ataoko ity fa nanodina tao @ assemblée tao, tsy maintsy mahazo ny azy koa iny ka ry Ronaldo an.
8. ronaldo09 ( 05/05/2007 11:23)
:-D:-D:-D
9. tamberina ( 05/05/2007 14:56)
lahiniriko zao milamina,mikombom-bava,matahotra ,mbola hiseho ny marina fa misy fotoa nany daholo ny zava-drehetra e!
10. Jeankely ( 11/05/2007 05:05)
OH "Ronaldo09" fa tsy mba terak'i Toliary angaha i "MAHAFARISY"?
11. fafabe ( 20/05/2007 06:27)
Bjr! Ronaldo09
Izao e!,misy vaovao mahafinaritra ity omeko anao e!, mitovy isika samy mba tia hamoaka an-dRolland Ratsiraka.Nefa naman-tsika Rolland R dia tsy hanaiky hangataka LP(Liberité Provisoire) fa hitory ny DG Inspections générales dia Ravony Henry Léonard fa iazho dia manana vaovao betsaka azo omena anao momba io olona io azo ato tsara koa mampiditra azy amponja; noho izy manao risoriso namoaka olona nangalatra volan'ny Pretran'ny Marovoay dia naka tsolotra 20 000 000 Fmg t@ io ankizy vavy io namoahana azy tany amponja izy ary 20 000 000 Fmg koa an'i Chef Distrikan'ny Marovoay ingahy Ndeha Sylvain izay fa lava loatra omeo ahy ny Adresse Mail-nao sy tél-nao fa tia hiresaka tsara isika ity ny Adresiko (faly3l@voila.fr) aty Madagascar aho izao fa any Royaume-Uni aho miasa.Izaho tsy mahalala adresin'ny namana miraka @Rolland R. tia hampita izany vaovao izany e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051