FOKO TSARA FANAHY
1. cristal
(
30/04/2007 08:00)
(l)(l)(l)Foko tsara fanahy loatra ny eto anivon-tany mitandro ny maha iray ny Malagasy,nefa fantatra ankehitriny fa nody ireo pila ravinahitra tany Toliary;malalaka ny eto itoerany fa ny tsy takantsika avy aty morontsiraka dia ny hoe rehefa manimba isika aniza no voasimba,ny fatiantoka t@nireo entana simba azonay ampiana izy ireo,fa ny tanana simba ahoana,miraisa hina isika avy any morontsiraka hanoitra ireny fihetsika tany Toliara ireny fa raha isika no ataon'ireo foko avy eto ohatrireny de aiza ny fianarana aiza ny fitadiavana...sns;omeo tanana ny mpampiavana,iaza no mahita soa @ adimpoko valio antsiana!(l)(l)(l)
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 04:11
2. bozyboleta
(
30/04/2007 08:29)
Marigny lôtry. Ampianaro ty anake Cristal a!
Na aiza na aiza tsy mety ny manimba zavatra e! Ary io no mbola mahavoa ny gasy maro. Tsy mahay managno raha tsara fa manimba ihany. Avy eo iza ihany no tsy hanana? ary volan'iza ihany no hanamboarana ny rava teo?
Ndraindray tsy tiako ny maheno io resaka foko io fa @ zao moa zava-misy any Toliara hitan'ny besinimaro no lazaina de ataoko fa samy hampirina any am-paosiny ny susceptibilité-ny ny tsirairay.
Ny fanararaotan'ny mpanao politika an'io resaka io no tena maharikoriko. Eo koa ny mpanao gazety zay manao ze halafosana de manitatra. Ny La Gazette zao t@ herinandro lasa teo de nilaza t@ pejy 1 hoe "l'Unité Nationale menacée". Asa taiza no nahitany io fa raha maso mijery mahitsy, de ao 67ha sy eny @ campus universitaire no tena ahitana io "Unité Nationale" io satria hita ao daholo ny olona avy @ lafivalon'ny Nosy. Ary tsisy mikorontana zany hoa ny olona fa reo mpanao politika re mitsy no tena efa lô atidoha.

3. Jeankely
(
30/04/2007 08:36)
Zava-doza io resaka "FOKO" io "cristal" ooo. Raha azo atao re izay resaka hampiavana ihany tovozina fa tsy misy tafavoaka amin'io fa samy difotra isiaka rehetra. Hadinonareo ve ny niseho tao "Africa". Loza io ka ialao impito madifotr'olona. Loza ho an'ireo mpandrangitra sy mifaly amin'izany asa efa tsy misy any Madagasikara tokoa angaha ny fianakaviany ka "misia maty ao tokoa ry vendrana" araky ny hirahirandreo ato amin'ity forum ity. Ahita faisana tokoa isiaka raha lasa lavitra io fandrangitana io.
4. nyavana
(
30/04/2007 14:13)
Miala tsiny fa nitsatsaingoka \"forum\" eny ampanidinana ny tenanay ka tsy fantatro ny resaka taloha tao fa dia hametraka teny fohifohy fotsiny momba io resaka FOKO sy FANJAKANA io. Ny tiako hambara dia :
1) Ny dikan\'izy io amin\'izao tsy mitovy @ nampiasan\'ny Ntaolo razambe taloha intsony angamba.
2) Marina fa efa betsaka ny malagasy manampahaizana momba ny fomba, ny teny ary ny tantara eto Madagasikara kanefa mbola betsaka koa ny sehatra tokony karohina sy trandrahana ny amin\'io any @ faritra rehetra any...Manantena aho fa tsy ho tezitra amiko ny AKADEMIA MALAGASY izay miezaka ny amin\'io, ary manome fankaherezana azy ireo aho ...

5. nyavana
(
30/04/2007 14:23)
1) Ny dikan'ny teny hoe FOKO raha any @ faritra avaratra afovoany iny dia tsy hoe "tribu" araka ny heverantsika azy fa "CLAN", ary nisy ny adim-poko (@ heviny voalazako io) teto madagasikara, indrindra ny teto Imerina talohan'ny nahatongavan'i mpanjaka Andrianampoinimerina. Mbola hita maso @zao fotoana izao ny vavolombelon'izany anakiray dia ny hadivory hiarovantena @ adim-poko (mandehana fiaramanidina @ andro tsara iny dia tazano ery ambany fa ho hitanao fa feno "cercle" na "arc de cerle" ny faritr'Imerina. Hiverenako ny tery avaratra : mbola teny fampiasa mandrak'androany ny hoe "FOKON-DRENRY" sy ny hoe "FOKON-DRAY" izay milaza ny fianakaviambe iavian'ny ny reny na ny ray na dia tsy nahitana loatra izany adim-poko izany ary ny tany.
2) Ny teny hoe "FANJAKANA" koa toa manalasala ihany. Efa tany @ andron'ny mpanjaka no nampiasana azy io, ary tena mety sy mifanaraka @ zava-misy. Teny frantsay (etat) no nampiasina t@ fanjanahantany.

6. nyavana
(
30/04/2007 14:31)
(Azafady fa "FOKON-DRENY" no izy fa diso tsipelina ilay ery ambony)
Nony tonga ny fahaleovantena dia naverina ary nampiasaina indray ny teny hoe "Fanjakana" na dia efa napetrak'ingahy Tsiranana ary fa hatao "Republique" ny firenena. Ka hoy aho hoe tsy mifanohitra ve na hafahafa izany hoe "FANJAKANA REPOBLIKANINA" izany? Ny teny fototra angé amin'ireo dia ny hoe "manjaka" na "mpanjaka" (malagasy io) sy ny hoe "Republique" na "citoyen" @ teny frantsay (angamaba samy mahafantatra kely momba ny "revolution française" isika).
Koa satria izaho tsy mbola mahita hatolotra hanoloana io teny hoe "Fanjakana" io, dia aleo aloha izy ihany no ampiasaina, fa tsy maintsy ary tokony hazavaina tsara @ taranaka faramandimby kosa ny dikan'ny teny hoe "republique". Teny sy fihevitra vahiny io, ary tokony sy tsy maintsy hajaina araka izay dikany nitondran'ny vahiny azy. Toa tsy mazava loatra mantsy izy io, ary tsy mahagaga izany satria na ny fotoana nanolorana azy hoampiharina eto Madagasikara aza natao tsinontsinona sy nohadinoina (14 OCTOBRE 1958) ary nofafana tsy ho fantatry ny ankizy malagasy akory satria hono efa nisy "fanjakana" teto talohan'ny fanjanahantany. Nyavana anefa mieritreritra fa ny fampihanarana sy fanekena io teny hoe "republique" io no fanalahidin'izao zava-manahirana mateti-pitranga eto amintsika izao. Veloma é:) ary samia hotahian'ny Zanahary.

7. xxx
(
30/04/2007 16:04)
Marina fa ratsy ny adim-poko ary tsy misy mahita soa @ io isika rehetra. Izao anefa aoka samy hampahiratra ny masony ary mba ho hahasahy hilaza fa misy dikany matoa mitranga ny zavatra toy ireny. Rah mbola misy fiangarana na fanavakavahana avy ao @ Fanjakana foibe ao an, dia tsy ho afaka velively io ary vao mainka ho ratsiratsy kokoa aza. Satria lasa fankahalana no hiafarany.
Fehiny : mba omeo jiro ny any Faritany fa aza ny Antananarivo ihany.
Samy mpangalatra ihany na I Rolland na i Naivo Rahamefy( maire M/nga) nahoana ny anankiray no nogadraina tsy nisy fitsarana akory. Ataoko fa ny olona tratra am-bodiomby no atao MD ohatr'ireny.
Ary ny loza dia tsy iza vahaolana izay no tadiavin-drafanjakana fa ny fanagadrana izay sahy miteny ny zavatra tsy mety ataony.
Ka tadidio rah tsy misy fahamarinana izay nodradradraina teo @ 13 Mai eto dia tsy hilamina mihitsy ny eto ary na dia feno olona aza io Fonja io.
Ary ianareo avy ao Antananarivo ao mba sokafy ny saina ary aza tia tena loatra.

8. bazylou
(
30/04/2007 17:28)
foko tsara fanahy mpanenjika ny cotier ve??tssssss, mpampiady an trano no tena marina
9. trandraky
(
30/04/2007 19:38)
marina ny voalazanao ry xxx ah
misaina ela ary ita la tena tsy miangatra mihintsy,
raha mba teto tana no tapaka jiro otran'io ange, ataoko fa androany androany ihany de efa niala teo @ toeran izy

10. xxx
(
30/04/2007 20:18)
:evil::evil::evil::evil:ITY CRISTAL ITY DIA MANAO LOHAN'ANDEVO!AZA MODY MITENY HOE AVY ANY TOLIARA FA TSY MISY TULEAROIS MANANA TOETSINA HOATRANAO ARY MAHATONGA ANAO MIVOLAMBOLA FAHATANY HOY HATRAKATRAKY MANAO HO IO!
TSRA FANAHY AHO TSARA FANAHY KOA AMPIDIRINA AM-PONJA DAHOLO IZAY ELITE EO AMIN'I COTIER???ZANY NO LAZAINAO HOE TSARA FANAHY???IALAHY REHEFA ANDEVO MIPETRAHA FA ZAHAY TOLIARA TSY MANAIKY LEMBENANA!:evil::evil::evil::evil:

11. rakaroka
(
01/05/2007 09:55)
Tena marina ny "filazanao" ry xxx :
^:^^:^^:^^:^"tiako mihitsy ilay ésprit d'analyse mametraka "tsara" ny ny fizotran'ny tantara araka ny laoniny fa tsy lé mpaka ambolony irony:=D=D=D=D=D
:-*:-*:-*

12. Razafy
(
01/05/2007 16:56)
Tsara ilay namerenana ny fikiraina ilay teny hoe FANJAKANA sy FOKO . Momban'ny zava misy indray dia mihevitra aho fa ilaina mihitsy ny hamakiana sehatra ity resaka "foko" ity ohatran'ilay ohatra 67 ha ary raha vakiana io dia tokony tsy MPANAO POLITIKA NA OLONA EFA NANAO POLITIKA no handrafitra RAFI-MPIHAVANANA sy MPOKO! Ho hitan'ny havany eo mantsy ireo mpanao politika tsy manao hafa tsy mandrava efa ireo N'iza izy na IZA !
13. Fiffi
(
01/05/2007 17:48)
xxx:heu....samia mamaky kely ny zavatra voalazan'ny gazety maro ange eh ! eto am forum koh misy dinika hoe "hoy ny gazety" de mba vakio fa.......
:evil::evil::evil::evil:ITY CRISTAL ITY DIA MANAO LOHAN'ANDEVO!AZA MODY MITENY HOE AVY ANY TOLIARA FA TSY MISY TULEAROIS MANANA TOETSINA HOATRANAO ARY MAHATONGA ANAO MIVOLAMBOLA FAHATANY HOY HATRAKATRAKY MANAO HO IO!
TSRA FANAHY AHO TSARA FANAHY KOA AMPIDIRINA AM-PONJA DAHOLO IZAY ELITE EO AMIN'I COTIER???ZANY NO LAZAINAO HOE TSARA FANAHY???IALAHY REHEFA ANDEVO MIPETRAHA FA ZAHAY TOLIARA TSY MANAIKY LEMBENANA!:evil::evil::evil::evil:
:) de ampy !
14. fijo
(
01/05/2007 22:18)
tsara fanahy,tsy aiko aloh a.fa ny itako dia efa voaraoka ny merina avy any tamatave.
efa voaroaka koa ny merina avy any tuleara.fa mba efa nisy ve olona tsy avy ao tana efa voaroaka???raha nisy mba lazao ihany fa za tsy mboal nahita.

16. Jeankely
(
03/05/2007 04:11)
Hoy xxx hoe TSRA FANAHY AHO TSARA FANAHY KOA AMPIDIRINA AM-PONJA DAHOLO IZAY ELITE EO AMIN'I COTIER???ZANY NO LAZAINAO HOE TSARA FANAHY???IALAHY REHEFA ANDEVO MIPETRAHA FA ZAHAY TOLIARA TSY MANAIKY LEMBENANA!
Raha voadona ny aty marary ny afero ry xxx. Ny disoiko kely amin'ny teninao dia ity. Ny Miaramila rehetra ve mifangaro sa foko iray ihany. Ny ao amin'ny fitsarana ve mifangaro sa tena karazan'olona iray ihany. Izaho dia manaiky fa izay manao ratsy dia mendrika ho azy ny voavaly ratsy. Koa na samy avy amin'ny toerana iray aza misy foana ny fifaninanana izay ho lasa alavitra. Ary na taranaka avy amin'inona na avy aiza dia samy afaka mianatra sy manitatra satria tsy afaka ny angataka sao tabatabain'ny sasany. Na samy samy avy ao ampivoantany na samy avy any amorontsiraka dia samy olombelona ary tsy tokony asiana tombo sy hala. Ny adin'ireo tia hitondra fanjakana tsy hidiran'ny mpivarotra mofo gasy sy ny mpitondra talapetraka ary ny mpivarotra mosakiky. Ny olon-tsotra tsy miditra amin'io.