Mitady an'i Erika JOERG !

1. karinah ( 29/04/2007 17:10)
Mba mitady an'i Erika Joerg nipetraka Paris (95) t@ taona 2002, manan-janaka kely atao oe Wendy ;..sao mba misy mahalala azy , mba hanoratra aty amiko, misaotra betsaka indrindra!:-*
2. xxx ( 30/04/2007 13:23)
!aiza erika
izaho koa mitady azy :wink:
:-D:-D:-D
3. ratonga ( 30/04/2007 13:49)
aza mananiany kosa moa fa mety mba misy antony 1portant ny hitadiavany azy é!!
zah alou dé tsy mahafantatra ry karinah fa dé mazotoué!!:-*
4. karinah ( 30/04/2007 14:07)
tsy misy antony ve hotadiavina ratonga :-D:-D
efa ela ihany za no nitady azy fa tsy kivy kah!:-w hihih!:oops:
mici a! :-*
5. ratonga ( 30/04/2007 14:14)
:-D:-D:-Dka mba efa nosoritako angé lé wé 1portant é!
6. karinah ( 30/04/2007 14:30)
:-D:-D:-D:-D , tsy 1 fotsiny fa 2 be izao :-D:-D
7. tslem ( 01/05/2007 16:34)
karinah:

:-D:-D:-D:-D , tsy 1 fotsiny fa 2 be izao :-D:-D



tsy maintsy miseho ihany i xxx fa kay 2portant be zao no ilàna azy koh, fa tsy hitako sady tsy haiko e:P
8. karinah ( 04/05/2007 16:35)
:roll:, koa rah tsy ty zah panao xx panaratsy koa 8O, de in ny olana @ izany izao ry Flem? :?
9. jefijefy6719 ( 04/12/2012 11:51)

Mbôla tsara e, asa raha efa hitanao i Erika sy Wendy, raha mbola tsy hitanao dia zaho mahalala
ny misy azy! ity ny num. fixe -ny 02 77 99 60 49
sinon, afaka manoratra aminaka en MP dia amezako anao ny portable,

jefijefy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1814