vaovao farany
1. bazylou
(
28/04/2007 18:12)
Pour Tuléar, l'envoi de deux hélicopters plein de commandos pour calmer (ou animer) le jeu et "intelligent" comme reaction, ... avec ceux qui ont été envoyé à Tamatave ... et ceux qui vont gerer Majunga et Diégo, ira-t-on jusqu'à importer des unités étrangers ... ????:(:(
novalian'i Jeankely ny 05/05/2007 05:47
2. xxx
(
28/04/2007 18:44)
bazylou:ka maninona raha rabazyl no mankany manampy?fa lozana mikredy eto foana!
ira-t-on jusqu'à importer des unités étrangers ... ????:(:(
5. bazylou
(
28/04/2007 22:15)
ka ny mersenera anie tsy maintsy misy rehefa vendrana be ny eo an-tanana e!!
6. salmo1
(
29/04/2007 08:43)
bazylou:
Ny tenako efa tsy any tanana intsony fa ho ela velona anie ny Malgasy rehetra.
VIVA LOS MALGACHOS Y LAS MALGACHAS.(Español)
VISCA ELS MALGAXOS I LES MALGAXES. (Catalan)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
;-)
Ny tenako efa tsy any tanana intsony fa ho ela velona anie ny Malgasy rehetra.
VIVA LOS MALGACHOS Y LAS MALGACHAS.(Español)
VISCA ELS MALGAXOS I LES MALGAXES. (Catalan)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
;-)
8. Jeankely
(
30/04/2007 12:50)
Ny anaran'i Bazylou lasa nivadika ho MPAMOSAVY no vaovao farany :lol:
9. bazylou
(
30/04/2007 17:12)
mpamosavy satria tsy zakan'ny sainao ny marna lazainy ve!! tsssssss ireny ka mpanabe olona hanompo fotsiny!!
Raha izahono mpamosavy, ianao izany no fasana hitsahiko e!!:lol::lol::lol::-D:-D
Raha izahono mpamosavy, ianao izany no fasana hitsahiko e!!:lol::lol::lol::-D:-D
10. Jeankely
(
03/05/2007 05:38)
Ialahy Mpamosavy fa izaho tsy maninona fasana miandry an'ialahy. Tsy afaka ny hiala amin'io ialahy.
11. xxx
(
03/05/2007 22:58)
Misy olo nilaza azy nianatra nefa tsy mahatanty adihevitra fa mideradera an'zao fahaizana izao foana fa maninona raha mody any dago d mba mandray anjara fa mahay be!!!
12. Jeankely
(
04/05/2007 03:19)
Efa mihevitra ny hilevina any izy sady efa tsy Malagasy fa manaratsy Malagasy sisa atao asa. I Madagasikara aminy olona vendrana daholo no ao fa izy tafita no be vola no mahay any dilambato. Nefa matahotra ny voaraoka hody ankilany.:lol:
15. Jeankely
(
05/05/2007 05:47)
Nivadika ny resaka satria olona tsy mahalala ny atao hoe politika mitabataba fanaratsiana Malagasy ary mba tezitra ny tia Tanindrazana.
