tsy ho ela
4. veromahefa
(
12/05/2007 15:42)
Tsy hoe ela an'i Hery ve ? hiranay tam 1992 koa zany.
Tsy tantiko ny hamela anao irery
Tsy tiako anefa dia voatery aho
Tsy maintsy hiatrika ny hoaviko aho
Ka andeha zory ny anao, ataovy toy ny hoe*
Mbola eo foana aho, mbola hiverina aho tsy ho ela
Tohizo hatrany ny hiranao
Akaro hatrany ny feonao
Hiverina aho hitondra ainga vaovao
Hanamafy indray ilay hirahira fahizay
Ireo kalokalon-tsika ireny
Tsy hijanona ela any aho fa aza manahy
Tsy tantiko ny hamela anao irery
Tsy tiako anefa dia voatery aho
Tsy maintsy hiatrika ny hoaviko aho
Ka andeha zory ny anao, ataovy toy ny hoe*
Mbola eo foana aho, mbola hiverina aho tsy ho ela
Tohizo hatrany ny hiranao
Akaro hatrany ny feonao
Hiverina aho hitondra ainga vaovao
Hanamafy indray ilay hirahira fahizay
Ireo kalokalon-tsika ireny
Tsy hijanona ela any aho fa aza manahy
5. FHABI
(
14/05/2007 20:42)
MITADY NY SITE MISY ILAY TSIKERA VADIMBAZAHA SY SARKO FA TSY METY TAFIDITRA
