hahahah, tena letra ahy mihitsy ilay misehoazy ho mpanabe io!! mpanabe ny olona hanompo an'ilay 8 mihitsy ilay io!! hany ka marary ny ainy raha vao lazaina ny marina!!:lol::lol::lol:8)8)8)8)
Ho fampihomehezana dia jerevo ao amin'ny "Google" ny hoe "Bazylou Mpamosavy, ny fahaizany politika, ny Nobel Prize azon'izy mianakavy isany manampahaizana, ny fanany multi-milliardaire, sns..." Hahaha:lol: