Tuléar......Nirehitra ny tanàna......
23. xxx
(
28/04/2007 22:17)
karinah:
xxx:RUSH>>>>>>>>>>>>>> bonne lecture:twisted::twisted::twisted:
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=7146 ny lahatsoratra feno tao amin'ny L'Express de Madagascar
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1193&ART=23228 ny lahatsoratra feno tao amin'ny Madagascar Tribune
Poika ! tsy rush izany za sady tsy za io xxx mila vaniny amin'i Karinah io fa za nametraka rohy fotsiny :roll:
24. vale
(
29/04/2007 07:32)
xxx:any @ hafatra ry xxxxxx rah te hafantatra a!8-)8-)8-)
xxx=karana
vale=avy any tuléar :-w:-w:-w
26. vale
(
29/04/2007 07:37)
rush:miverena any am-pianarana e!
[quote=karinah]rush> mahaiza manoratra kah:!: tsi misy azoko zay tinao tenenina,:lol: mdrrr
que veux tu ...:^):^):^):^)
27. vale
(
29/04/2007 07:47)
rush:tsy nahita an'io enao ie; fa raha nanaraka hatram-boalohany enao de ho nahita;:-*:-P:-P:-D:-D:^)
karinah>>>>>namaky an'io za fa tsy nahita an'io fa avereno vakiny lo e!
28. Fiffi
(
29/04/2007 20:56)
heu.....fa inona daholo ireto ? tsy HS ve zao ?:roll:
"xxx"::{:{:{:{:{
ay ve ka mbola olona ray fotsin no maty
maromaroa ny tahak'izany
29. papounette
(
01/05/2007 08:27)
Fiffi:
Les Merina refugiés au camp Raveloson
Les Merina, dont les épiceries et boutiques ont été victimes de pillage hier à Toliara, se sont refugiés au camp militaire Raveloson Mahasampo. “Il y a au moins 200 personnes sous protection au camp militaire”, affirme le président de la délégation spéciale (PDS), Roland Randriamampionona.
Ces personnes n’ont rien emmené avec elles. “Ils n’ont rien, execptés les vêtements qu’ils ont sur eux”, précise le PDS. Ces originaires des hauts-plateaux ont voulu sauver leur vie en priorité.
“On ne sait pas où aller. Ici c’est le seul endroit où on estime être en sécurité. Comme ils ont tout pillé, on n’a plus rien. On n’a même pas de quoi manger ce soir”, se lamente l’un d’entre eux tout en essayant de contacter ses proches à Antananarivo avant que le pire n’arrive.
Leur destin se décidera aujourd’hui.
Nanontany ny momba an'io aki zà Fifi a fa tsy marina io.
Fa le PDS io efa dépassé par les evenements de namorona an'io lainga io mba hafahany mahazo fanampiana aramiaramila avt any Tananarivo.
30. papounette
(
01/05/2007 08:34)
Fiffi:
Les Merina comme ciblesLes Karana épargnésPourtant, hier, à Toliara, les Karana ont été épargnés, car les pilleurs ont préféré jeter leur dévolu sur les commerçants merina.
Ny karana raha vao misy filaharana na misy tsy milamina tonga dia manidy ny fivarotany akia.Fa tsy hoe épargnées rizareo.
Fa ny olana amin'le mpivarotra entamandinika zareo tsy nanoron'entana raha vao naomboka ny gidra2 ary ny olana faharoa tsy ny tuléariens no nadroba andrizareo fa andiana jiolahy fantadaza ao Tuléar nanraraotra an'le korontana de nanao ny nataony tao.
31. Fiffi
(
01/05/2007 13:17)
de tsy aiko akia fa tena zay voalazan'ny gazety no navokako eto an ! de tena :-w:-w:-w:-w
32. tynah
(
03/05/2007 19:42)
raha mba misy ankizy avy ao Tuléar ré d mba lazao ny tena marina fa tsy hay tsony zay izy ah! ny mpanao gazety koa ndraindray mahay milaza koh!
33. tamberina
(
04/05/2007 15:03)
tena marina fa nisy ny korontana na tany tulear na any diego,ireo dahalo no mangalatra ny entana amidy eny antsena, haniny eo imason'ny mpivarotra reo, rehefa tonga ny miaramila sy polisy dia mitor-bato ry dahalo, aleo voadaroka eo fa voakarama hanakorontana!:-D:-D:-D:-D
34. Fiffi
(
04/05/2007 15:53)
tamberina: zany indray ny zavatra henoko hoe olona nasaina nanakorontana fotsiny ireny ? :roll:
35. rakaroka
(
05/05/2007 19:39)
tynah:
raha mba misy ankizy avy ao Tuléar ré d mba lazao ny tena marina fa tsy hay tsony zay izy ah! ny mpanao gazety koa ndraindray mahay milaza koh!
Ié misy "Doyen Tuléarien" tonga aty izao, raha tena liana
afaka manao "conférence" hoe inn marina no nitranga tany!
36. rakaroka
(
05/05/2007 19:41)
tynah:
raha mba misy ankizy avy ao Tuléar ré d mba lazao ny tena marina fa tsy hay tsony zay izy ah! ny mpanao gazety koa ndraindray mahay milaza koh!
Ié misy "Doyen Tuléarien" vao avy tany tonga aty izao, raha tena liana
afaka asiana "conférence" hoe inn marina no nitranga tany! saingy tsy @ resaka eto kosa aloha no hitanterana izany lba "officiel" kokoa:wink:
37. Fiffi
(
11/05/2007 18:48)
tynah:tena marina io....ny zavatra lazain'gazety bdb no mampi-:-w:-w:-w fa ny réalité tena zavatra hafa mihintsy.....
raha mba misy ankizy avy ao Tuléar ré d mba lazao ny tena marina fa tsy hay tsony zay izy ah! ny mpanao gazety koa ndraindray mahay milaza koh!