I môpera sy ny mpiangona

1. salmo1 ( 27/04/2007 09:49)
T@ cousine-kou natao batemy, de misy fiankavian'olona maromaro hafa koa natao batemy niaraka taminy ilay cousine-kou.

Ao Ampiangonana hoy ilay môpera:

-Samia isika hifanome fitiavana, hifamela-heloka eo alohany Jesoa sakaizan-tsika.

Ny mpiangona nifanome: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0070.gif[/IMG]

Ny Fianakaviana nifanome: :-*

Ny mpifakatia nifanome :*

Avy eo nitohy tsara ny fitoampivavahana.
;-)
novalian'i pimaso ny 07/05/2007 12:51
2. xxx ( 27/04/2007 10:07)
http://salmo1.blaogy.org/

;-)
3. ainaheri ( 27/04/2007 10:33)
na d nanao xxxx aza i salmo d kobo iany fa omeo kody zay idiranay fa tsy ita lay zvtr ao klè
4. salmo1 ( 27/04/2007 10:40)
iza ndray ary io xxx io:?:roll::^:^

:-D:-D
Hoy i rossy zay mihira:

Tsy mba ho zah, tsy mba ho zah
Marina mafy e... raha mba ho zah

;-)
5. prime ( 27/04/2007 11:56)
hummmmmmmmm...
6. Fiffi ( 27/04/2007 15:43)
heritreritra mandalo.........
7. rakaroka ( 27/04/2007 17:18)
mbola tsy nandaitra angamba ilat vavaka ho an-dRasalmo:roll::-D:-D:-D
8. xxx ( 27/04/2007 20:09)
dé inn ilay fanontaniana aloha e???:?:
9. fijo ( 27/04/2007 21:35)
fanontaniana :-D:-D:-Dka
10. Fiffi ( 28/04/2007 16:14)
dinika tsy fantatra na hoe inona na inona fa de anisan'ny heritreritra ..n.a.n.d.a.l.o.....
11. Rasiligaoma ( 30/04/2007 16:36)
hita mihitsy ra salmo hoe boto tsy mpiditra am-piangonana

fiffi> adinon-dry ny nanisy r @ ilay hoe " eritreritra n.a.n.d.R.a"
12. pimaso ( 07/05/2007 12:51)
hoy i salmo :
"T@ cousine-kou natao batemy, de misy fiankavian'olona maromaro hafa koa natao batemy niaraka taminy ilay cousine-kou.
Ao Ampiangonana hoy ilay môpera:
-Samia isika hifanome fitiavana, hifamela-heloka eo alohany Jesoa sakaizan-tsika.
Ny mpiangona nifanome:
Ny Fianakaviana nifanome:
Ny mpifakatia nifanome
Avy eo nitohy tsara ny fitoampivavahana."

Izany foana ireny any ampiangonana kato ireny ka!
mahafinaritra
;-)
;-)
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446