jody

1. lancia ( 26/04/2007 12:36)
2. xxx ( 26/04/2007 12:41)
raha samy hamoaka dinika ho an'ny namany perso ts11 eto ny olona tsy ho tafavoaka intsony!iza zao io olona io?efa mba namaly dinika teto ve io na d 1 aza?
3. imalala ( 26/04/2007 12:45)
:-*:-*:-*:-*bonanif ny akama zany e,:-*:-*:-*
4. Fiffi ( 26/04/2007 12:49)
heu...iza aloha i jody ? bon annif zany !:)
5. ifara ( 26/04/2007 13:18)

joyeux anniversaire jody
6. karinah ( 26/04/2007 13:29)
bonanif' zany oh!:wink:
7. nioramamy ( 26/04/2007 13:37)

tsy hadino ianao fa namana mlay. Bon annif
8. fasaly ( 26/04/2007 16:23)
namana ihany re izy na mamaly dinika na tsia ry xxx a! tsy ankanavaka ny antson'ny fo e!

bonnaniffff jody:wink::-*:-*:-*
9. colar ( 26/04/2007 18:14)
fa ny antson fo zany d to lasa fiarabana bonanivaka fotsiny e,otran tsy mba misy we tena mitady fo hifankatia fa d bonanivaka daol,tssssss,aleo foanana ty dinika ty fa to tsy milay e,hahahhhahhhaha,ovaina we fiarabana anivaka,satria otran zay no bobaka ato mantsy,sa aona ozy nareo
10. dadie ( 26/04/2007 18:19)
bonaniversaire ooooo

colar> aleo alo ande amizao e hihih
11. xxx ( 26/04/2007 18:28)
bonaniversaire "colar":*:*:*:*:*:*
izany an !!=((=((
12. imanjakely ( 27/04/2007 08:00)

bon annif jody:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4796