Fa maninona ny olona no mandositra Azy?
21. niryna
(
27/04/2007 22:34)
fijo:
niryna an,tsy misy mandositra eo,fa na te hanantona aza izahay,iza no hoantonina eo???rivotra sa afo sa inona??sady tsy miteny no tsy re no tsy misy fofona no tsy tsapa ko atao inona .tsy misy izany amiko
Izany ve ry fijo? Ity misy fanontaniana kely ary.Mino ny herin'ny maizina ve ianao?Inona no mahatonga ny olona mivoaka alina? Hamosavy na manao hakasoparana ny havany na ny namany?Hametaveta ny zanany naterany?Hampirafy?Hifoka zava-pisotro mahamamo na mahadomelina?Andeha ho any amin'ny mpimasy sy ny mpisikidy?Manao fanatitra eny amin'ny fasana sy mamono omby alatsa-dra?Manao fanasina?Mbola santionana kely fotsiny ireo.Hery avy aiza daholo ireny?Matoa mbola miverina sy misy foana ireo dia misy hery ao manampy ireo olona ireo andray anjara amin'ireo herin'ny maizina ireo.Ny dikany raha misy ny maizina ny mazava efa nisy saiky tsy nahita na tsy nanaiky ny fahazavana ny olona.
Efa nahita olona nalana demonia ianao?Maninona izy ireny no mamono ny mpiandry?Mivoaka farorabava?Miteny ratsy sy mandositra?Feno miraraka ny pantalohany ny rano maloto?Mandoa eraky ny trano?Ahoana no sitrana ny marary,malady ny marenina,mahiratra ny jamba?ary afaka ny herin'ny ratsy tao amin'ilay olona?Nisy herin'ny fanahy tsara tao nanafaka ny ziogan'ny fanahy ratsy tao amin'ilay olona.Ohatra kely fotsiny ireo fa raha tena curieux ianao ka tena ahita izany fiasan'Atra izany dia mandalova mijery ny olona ho sitranina sy analana demonia ary amin'izay fotoana izay ianao dia mijereva fotsiny satria moa ianao izany tsy mivavaha.Firifiry ny olona nilaza ny tsy fisian'ny Tompo fa ireny indrindra no ampiasainy na ny taranany no manala ny figejana nahazo ny rar.
22. TFP
(
28/04/2007 07:17)
Tena votom-pinoana i niryna 'ty ka! Zaho aloha tsy kristiana, satria tena mpanakiana fatratra ny fiangonana kristiana sy ny fanodikodinan'izy ireo ny tantaran'i Jesosy fa dia manaja izay inonareo koa satria ny finiavana vokatry ny finoana izay tiana atao no ahafahana mandroso sy manatateraka izay tiana.
Fa aza adinonareo kristiana fa "ilay dimbaka avy any Nazareta" anie ka jiosy rebel niady t@ fanaparampahefan'ny Sanhédrin no nahavoafantsika azy e! Nefa izao ny fiangonana kristiana eran-tany dia in-1.000.000 mihoatra noho ny nataon'ny sanhédrin t@ zany ny fanaparam-pahefana ataony ka mbola anaiky izany foana ve ianareo kristiana? :roll:

23. rrgmt
(
30/04/2007 01:54)
L'habit ne fait pas le moine. Fa hoy Kristy tamin'ilay mpivarotena. Izaho tsy manaleloka anao fa amin'izao sisa izao aza manota intsony. Afaka razazavavy ary nanjary niaina fiainam-baovao
24. tsiafoi1
(
30/04/2007 11:56)
Fijo: teny kely fotsiny, izao tontolo izao dia sehatra ifanandrinan'ny hery roa mifanandrina dia ny TSARA sy ny RATSY. Tahakan'ny fisian'ny Tendro (+) sy ny Tendro (-). Ary ireo hery roa ireo dia samy manana ny ivon-toerany avy.
Raiso tsotra hoe avy ao @'Atra ilay no ivon-toeran'ny TSARA, ary avy ao @'Satana no ivon-toeran'ny RATSY
Raiso tsotra hoe avy ao @'Atra ilay no ivon-toeran'ny TSARA, ary avy ao @'Satana no ivon-toeran'ny RATSY
25. tsiafoi1
(
30/04/2007 12:02)
Nyrina a : Aiza ho aiza ao @'ny Soratra Masina moa no misy an'izany teny hoe "Atra no nanome, ary Izy ihany no maka"??:cry:Tena tsy hitako manko fa tsisy bible ato ampiasana
26. tsiafoi1
(
30/04/2007 12:20)
Nyrina a : Aiza ho aiza ao @'ny Soratra Masina moa no misy an'izany teny hoe "Atra no nanome, ary Izy ihany no maka"??:cry:Tena tsy hitako manko fa tsisy bible ato ampiasana
27. tsiafoi1
(
30/04/2007 12:35)
Nyrina : Aiza ho aiza ao @'ny Soratra Masina moa le teny hoe :"Atra no nanome, ary Izy ihany no maka"? Tsisy bible manko eto am-piasana zao, nefa tiako ho hita le izy! merci