Tery ny foko.Inona no antony?

21. tynah ( 03/05/2007 19:22)
misaotra mampahery fa tantaraiko eto refa vonona zah!:-*
22. ikaretsaka ( 04/05/2007 00:00)
marina fa samy olana
aleo tery fo toy izay tery saina...
ary mifandray be ireo
23. niryna ( 09/05/2007 07:07)
bobone a tena marina izany.=D=D
24. bidagda ( 13/05/2007 22:31)
tery ny fonao? nofatoranao mafy lotra kosa angamba le ceinture
25. niryna ( 19/05/2007 06:10)
bidagda:

tery ny fonao? nofatoranao mafy lotra kosa angamba le ceinture

Ilay fatorana amin'ny ceinture aloha mety tsy hitombona satria tsy ny kibony no terin'ny fehikibo fa ny fony.
Mitazona alahelo no mety mahatonga ny olona milaza fa tery ny fony.Tsy manana fasahina ny hamboraka ny mahazo azy ilay olona,mila manana namana tena azo antoka hitantaraina ny manjo fa fanafody iray manampy azy io.:)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1742