fanaovana mortadelle

1. soasoafy ( 25/04/2007 08:35)
Mba nanandrana nanao mortadelle za ry reto fa tena tsy nety le izy a,vao nampidirina tao anaty fonony (boyau synthetique ) le zanatra rehetra nafangaro de nahafinaritra b ny nijery azy fa ohatra ny tena mortadelle tsara b, nony nandrahoina anefa de loza fa lasa nisy rano be d be tao anatiny,de tsy nety mihitsy e, nefa totokenakisoa efa ho 1kg no nampiasaina.Mba atoroy ny fanaovana azy izay mahay e, misaotra mialoha
2. diamondra27 ( 25/04/2007 09:02)
de lazao anay le ingrédients retra tsy nampety azy we

3. Fiffi ( 25/04/2007 11:23)
soasoafy: normale akia io an ! satria ny hena rehetra rehefa handrahona de mitera-drano daholo fa anjasana rehefa ritra io rano io zay vao alana le izy....
4. karinah ( 25/04/2007 14:50)
mbo zarao, mbo zarao, le ingrédients!8)
5. nikopol ( 25/04/2007 15:14)
mourotadelly sa saosisy ?
6. vale ( 25/04/2007 18:18)
mahay angah!
7. soasoafy ( 02/05/2007 07:34)
misy olona mpanao azy ao fa tsy tadidiko ny anarany, mipetraka eny andravoahangy;le ingredient nge ny ana tsotra b e, totokena ;poivre vert; tongolo gasy; zay fotsiny
8. Fiffi ( 02/05/2007 17:51)
totokena ? :roll:
9. Raveny ( 20/06/2007 06:46)
manaona daolo nareo!Nahita ny resakareo za de mba te-ahafantatra ny tena fanaovana an'ilay izy raha mba misy afaka manazava azafady!
Misaotra mialoha e!
10. Fiffi ( 25/06/2007 17:18)
soasoafy: vague be koh le ingrédients nomenao sady nolazainao akory hoe ahoana ny nanaovanao azy ?

http://fr.primopiatto.barilla.com/lacucinaitaliana/isaporiregionali/htm/12605_awContent.htm
http://www2.resto.be/actions/2006/BasicIntegration/default.cfm?source=voeding&lg=FR&show=6

nanandrana nanao an'io zah fa tena juste échantillon an ! de nety tsara le izy..lasa io lokony io...

totona ny hena faran'zay malemy indrindra.....(tsy tahaka ny totokena nolazain'i soasoafy) fa tena atao tahaka ny pate molle be !

zay ingrédient hitiavanao azy de ataovy daholo fa......atao purée mintss...

rehefa voafangaro daholo ireo...miaraka am morceaux de lard finement coupé en petit carré de atao anaty le fonony am-zay....andrahona 15mn de ampy ny aanaha satria heu....à peine 10cm handrana io an ! atao bain marie miaraka am cube knoor de hampangatsiahana de zay....
11. lasadolnysolony ( 28/08/2007 11:55)
Tsy dia azoko loatra ilay bain marie amin'ny cube knor io, ilay rano ve no asiana cube sa ny ao anatin'ilay farce
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2313