Omeo hery sy fampaherezana ny vahoaka

1. Jeankely ( 23/04/2007 07:21)
Ny resaka "POLITIKA" dia tsy tian'ny vahoaka fa refotry ny adimpiainana izy. Izay hevitra hampiakarana ny faharisian'ny vahoaka andray anjara amin'ny fampandroasoana no tadiavina. Omeo ny anjara sahaza azy ny vahoaka fa vahoaka mirehareha ny maha-MALAGASY azy no zahavina. Tsy misy fampandrosoana azo mora fotsiny ka aza kiviana ny vahoaka. Ny lalana nolalovan'ny firenena hafa dia mbola mafy ary namoizana aina maro vao tonga amin'izany FANDROSOANA izany ka tsy ny fanakiviana sy ny fitanisaina ny fahoriana no averimberina. Hery sy tanjaka no zahavina ary mila mahatoky fa ahita izany FANDROSOANA izany. Inona no ho azonao eo raha tsy mahatoky ny zavatra ataonao ianao. Koa niara-nihafy tamin'ny vahoaka ve ny tompon'andraikitra nifandimby sa nigalabona sy nampitombo ny hareny?
novalian'i wooda ny 26/04/2007 00:19
2. nathie86 ( 23/04/2007 12:23)
mazava be ny valiny io fanontaniana io fa ny fotokevitrao no tokony ho resahana aƓna ny atao mba anomezana hery sy fampaherezana ny kil:?::roll:
3. Fiffi ( 24/04/2007 06:46)
tokony hafindra toerana ity.....
4. johnnyandri ( 25/04/2007 08:13)
Sao dia tokony hoe Omeo namana vaovao ny vahoaka:-P:idea:
5. martini ( 25/04/2007 08:18)
ny hevutry fiffi no marina
6. wooda ( 26/04/2007 00:19)
"minoa fotsiny ihany" hono eh!
Fa nahoana marina no tsy natao tery @ forum politika le lohahevitra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3489